fihaonan'ny namana mifanakaiky toerana impetrahana

41. ftma ( 19/11/2004 16:25)
Salama daholo,
toa tsy mety misy daty hiraisana mihitsy hiahonana fa raha tsy mbola manana programme ianareo dia amin\'ny reveillon idray izany manao fety e, misy karakarainay ka izay te ho avy afaka tonga daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1848