fihaonan'ny namana mifanakaiky toerana impetrahana

21. fatsoraly ( 03/09/2004 04:11)
ary raha mijery solema?
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=388&ART=6275
22. fatsoraly ( 03/09/2004 04:13)
oops! mbola tsy voapetraka "online" kay ilay lahatsoratra fa rehefa avy eo.
23. ikaretsaka ( 03/09/2004 04:32)
fijo> tsssssss
24. fijo ( 04/09/2004 19:57)
fa ahoana le,ka misy film milay ny asabotsy voalohan'ny volana ko.XXX :-D :-D :-D
25. ftma ( 05/09/2004 14:17)
fijo nahita sambo? asabotsy mbola tsy voalohan'ny volana io fa faran'ny volana, azo jerena aty koa anie zany film zany e!!!
fatsoraly mahita lazaina foana.
26. fatsoraly ( 06/09/2004 03:56)
ny an'i fijo anie sambo = viavy e!
jereo @ karazana film tiany fotsiny fa izany no nandehanany nijery sambo milentika
27. fijo ( 06/09/2004 19:52)
an an tena korsa sambo io ka.sady be olona koa tany ka.mbola mitohy hatramin'ny 11 ilay izy.
le filma koa nilay ka.
28. ftma ( 28/09/2004 11:35)
salama daholo,
Nahazo vaovao ihany aho momba ny fihaonana fa saingy misy ny afaka amin\'ny daty nomeko (30 na 31 oct) misy ny tsy afaka, azo hovaina io daty io ka raha misy manana soso-kevitra hafa dia mba hilazao ihany.
Fijo hampirinina aloha izany ilay hena hatono.
29. fijo ( 29/09/2004 21:16)
kay le.alefaso aty ampirimiko e
30. ftma ( 21/10/2004 21:01)
Salama daholo,
Afaka manao fihaonana isika aty 0 faritra antsimo ( Italia ao anatiny sy izay rehetra te ho avy koa) ny 27 sy 28 novembra ka izay afaka amin\'io daty io dia mba milaza e.
fijo aleo ampirimiko ihany ilay hena sao...
31. fijo ( 21/10/2004 21:52)
sao maninona ?saosisy? :-D :-D :-D
32. ftma ( 22/10/2004 15:34)
fijo sao laninao any ko dia tsy hisy antono indray :-D :-D :-D
33. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:14)
avelao laniny fa ny sôsisiny ampy atsika retra
34. fijo ( 25/10/2004 21:51)
ny ahy tsy homeko ny bandy ka
35. ikaretsaka ( 25/10/2004 22:59)
laisany wa
36. fijo ( 26/10/2004 21:14)
an an,ny sipa ihany wa. :twisted:
37. ftma ( 27/10/2004 09:54)
fijo, ramaso, zandrinifijo: ianareo ireto tssssss, havadika zavatra hafa foana ny resaka :evil:
38. fijo ( 27/10/2004 20:12)
mifona ftma a.ao fa hiresaka zavatra hafa indray aryizahay e.(resaka kaly)
39. fijo ( 28/10/2004 20:43)
kay mo??????
40. fijo ( 28/10/2004 21:15)
noheveriko fa hoe fihinana fotsiny. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1316