Nahafinaritra ny Fitsangatsanganana teny Varahina

21. fyjl ( 04/10/2004 05:46)
Raha fehezina dia hita fa mifankatia ny samy namana ka mendrika ho deraina avokoa.
Mahafinaritra tokoa izany ka tokony ho tohizana hatrany. Raha ny fihaonan\'ny namana eto Antananarivo aloha no resahana dia saika ho isan-kerinandro fa ny aina indray no tsy maharaka! hihihihihihi
Mahafinaritra ka!
22. fijo ( 04/10/2004 19:57)
mahafinaritra tokoa aloha ny mahita ny endrika mirana amin\'ireo sary ireo e.soa raha toa io foana ny fifandraisana misy ato na dia misy aza ny tsy fitoviana hevitra indraindray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0246