anaran'anana

1. loulou ( 29/08/2004 00:19)
Mitady voan'anana aho. Ny fahalalako an'ilay anana dia hoe "sariba" na "anantsariba". Anefa izay olona fantatro rehetra milaza tsy mahanfatatra an'izany. Ka mba misy mahanfantatra an'io anana io ve ary misy ananarany hafa ve?
Ka nahita an'iazay maniry ao ve ianao Ftma a?
Ramose ô! Mbola tsy fantatro izay maniry fa vao eto ampitadiavana voniny aho!
novalian'i ftma ny 01/09/2004 19:35
2. methode ( 29/08/2004 12:07)
loulou> Sao dia ilay antsoin\'ny olona hoe ramirebaka izany? Ny sasany indray miantso azy hoe chou de chine! Ilay anana mitovitovy amin\'ny petsaï! Any Dago no be mpamboly azy!
3. ramoul ( 29/08/2004 15:01)
Iangavina mafy tsika ze mba mahay an' io anaran' anana io mba hilaza an' loudou fa zah kounkou tsy mahay, na ny mamanay kounkou ary ts mahay an' io anana io :lol:
4. ftma ( 29/08/2004 21:04)
loulou manana liste ny anana aho fa tsy hitako ao io, afaka makao @ magasin sinoa (Acropilis na rue Miolis à Nice) ianao fa mety mahita an'io ao.
ireto no anarana anana misy:
ana-madinika, anamafaitra, anamalaho, anamalahobé, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalaonkova, anamalahovavy, anamalaza, anamamy, anamatavy, anambary, anambodihena, anamborivory, anampango, anampatsaka, anampatsa, anampoza, anan'akondro, anandaingo, anandrambo, anandrano, ananandriana, anangitakely, anangoaika, ananjabora, anantarika, anantatatraanantsaritaka,anatsinahy, anantsigita, anantsipika, anantsonga, anatsogaberavina (chou de chine) anantsonganala, sns fa lava loatra :roll:
5. ftma ( 29/08/2004 21:05)
loulou Acropolis fa tsy acropilis
6. loulou ( 30/08/2004 00:49)
Handeha hijery an\'izany any nice aho izany aloha. :D
Sûre aho fa tsy petsay.
Ramirebaka...tsy fantatro. :oops:
Masaisay ny raviny, rehefa avela ho antitra izy dia mamony jaune. Ny voniny boriborikely madinika marron foncé.

7. ftma ( 30/08/2004 10:19)
loulou tsy anamalaho ve zany? jereo hoe raha mitovy misy ao @ sinoa "brede mafana " no hilazany azy, jereo koa fa misy anana hafa ao mety ho hitanao ao raha tsy izany mankanesa eny @ tsenan'i Malaussena fa feno anana koa eny.
8. loulou ( 31/08/2004 22:17)
:D :D :D :D :D :D :D
Ilay nantsoiko hoe "sariba" dia RAMBIREBAKA!!!
Nalehako omaly daholo rue Miolis sy Acropolis...tsy nisy. Efa nahitanao anana gasy ve tao Malausséna?
Dia misaotranareo rehetra rehetra an!
9. ftma ( 01/09/2004 19:35)
Methode izany no nahalala ny anaran'ilay anana, bravo methode!!!
loulou feno anana gasy eny fa ny anarany fontsiny no tsy mitovy, misy ataony hoe ravina rady nefa mitovy @ ananjonga.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967