ny film gasy

1. joda ( 24/08/2004 20:58)
mbola mila ezaka diso maka tahaka loatra ny violence any ivelany maninona raha atao zavatra tsotra toy ny tantara ao @ rnm ireny e.... :twisted:
novalian'i Todi ny 13/07/2005 07:20
2. ramoul ( 25/08/2004 12:34)
Ka ze mampisintona ny mason' ny mpijery no ataony fa aza de sevère b ôtran' zany ry joda à! :)
3. namananamana ( 25/08/2004 14:26)
efa ao aminy sehatra ny mondialisation izao Joda, ka ratsy sy tsy malaza raha tsy maka tahaka ny fanaony aty ivelany, e!
mampalahelo ilay toetsaina fa de, indrinsy e! :cry:
4. joda ( 25/08/2004 21:46)
dia aza gaga raha ho violent ny ankizy ao aoriana kely ao :x
5. welie ( 13/05/2005 20:15)
Ka ny tantara @ rnm kou aza misy violence kou! Tsy hitan\'i Joda angà (tsy heno mou zany e) ilay rehefa misy miady dia ila ymanao we : \"Mbola mitad yizany ise? Iny ary tatazo!!!\".. dia mamaly ilay anakiray hafa we \"Kayyyyyyyyyyyyyyy!!!\"

hihihi.....
6. sonwin ( 15/05/2005 10:43)
marina izany welie..euh nahita an-njy teto za dia mba nandalo e :D
7. Todi ( 13/07/2005 07:20)
film vita gasy ihany no tsara, asiana hira gasy kely manampy azy ohatra hoe ny tantara t@ Radama 1 lefona no hampiasaina fa tsy basy. Dia manao salaka daholo na ny lahy na ny vavy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2728