Ny tsy mihafahafa sy ny tsy mahalala fomba

1. ludo ( 20/08/2004 15:28)
Inona no mampiavaka reo totra 2 ireo raha ny tsy mihafahafa lazaiko eto d ny olona zay mivatambantana @ retra2 zany we tia misavasava ny secrets nao na ny sakafo mipetrapetrak\'aza tonga d maka izy tsy miera aminao za tsy sarotiny fa ny fomba fiainany nahatohina ahy d voatery aho nanontany azy we fa manin enao manao an\'io fa amiko zao tsy fanajana tena sy tsy fahalalampomba d novaliany tsotra we ra ny fahendrena sy fifanajana ananako izy fa saingy za tsy mihafahafa nefa zay vao nifankafantatra 2semaines ary koa tsy gasy fa sao d hoy enao we ny gasy no manana toetra an\'zanysanatria !!
de mba omeo we hvtrao @ zany
novalian'i booboo ny 05/10/2004 09:36
2. booboo ( 05/10/2004 09:36)
sahirana kely zà mamaky ilay raha fa mitambatra beee lôtra lé soratra :)

Tsy malala fomba lé oul raha toa ka oul tsy fantany na akaiky azy no mandray azy dé miseho ho tompon-trano. tsy mihafahafa indray raha oul akaiky na fantany tsara lé oul mandray azy dé zay e, tsy mihafahafa izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825