Koolsaina

1. sipasipa ( 07/08/2004 13:06)
Mahaliana ahy sy mahafinaritra ahy ity takelaka malagasy Koolasina ity ka izany ny antony ampitako azy antsika eto koa.
http://www.koolsaina.com
novalian'i ramaso ny 31/08/2004 04:15
2. methode ( 07/08/2004 15:47)
TSy dia mpamaky loatra ny kolontsaina aho fa angamba ny nahatonga an'i sipasipa ho liana no mety mahaliana ahy dia handeha hijery ao aho izao!!
3. ramoul ( 09/08/2004 20:53)
sipasipa ra nahaliana anao ny koolsaina de mba ande hijery kounkou zah sô d mba misy mahaliana anah ihany ao.
Misaotra anao nanome ny site.:-*
4. sipasipa ( 10/08/2004 10:53)
methode,
tongava mijery any, fa mahafinaritra ny mijery an'io koolsaina io, tena mahaliana , mandeha mijery ange e!!! :D :D :D
5. sipasipa ( 10/08/2004 10:55)
ramoul,
mandehana mijery fa mahafinaritra io Koolsaina io ka. Tsy misy fisaorana fa zaho ary faly raha mankany ianao , dia maniry koa aho mba hahaliana anao koa izy io. :D :D :D
6. donemaskit ( 24/08/2004 21:12)
:lol: fa inona no tena mahaliana ao aloha e ?
7. sipasipa ( 27/08/2004 17:24)
donemaskit,
efa nijery io www.koolsaina.com io angaha toi?
Ka raha ohatra ka tsy mbola nijery dia, jereo ange fa ho hitany toi ao ny mahaliana aminy e, satria maro ny zavatra hita ao ka sarotra ny hanazava azy aminy toi, fa jereo aloha, fa ho hitany toi fa mahaliana!
Izany an! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3474