Carte Postale Malagasy

1. cowboy ( 07/08/2004 06:33)
Mahaliana sa mahafinaritra ?

Sehatra gasy vaovao natao handefasana carte postale maimaim-poana,

andramo ange na dia hijery fotsiny ihany aza.

www.malagasy.ht.st/cardindex.php
novalian'i Achia ny 13/11/2005 15:07
2. sipagasy ( 07/08/2004 16:34)
tena mahafinaritra é!
3. yonikafopl ( 07/08/2004 19:18)
sotra betsaka o!!!! :-*
4. ramoul ( 09/08/2004 20:58)
Dia misôtra an' coboyw zany tsika am' ty site ray tsara 'ty :wink:
5. mounette ( 28/04/2005 14:22)
tsara b d ampitomboy foana ! Misaotra é !
6. Achia ( 13/11/2005 15:07)
rfida merci beaucoup e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6477