Orchide

1. nikopol ( 06/08/2004 06:38)
Anisan'ny voninkazo tiako ny orkide : manja, maharitra ary tsy sarotra karakaraina.

Inona marina ny mahasamy hafa ny orkide sôvazy matetika hita any amintsika sy ilay hamidin-dry zareo aty amin'ny magazay aty ampita? Na karazany iray mitovy aza toa samy hafa be ny pôziny rehefa avy eo.

Sady tena lafo be le izy aty. :lol:
novalian'i blondin ny 21/02/2005 16:29
2. bichette ( 16/08/2004 15:23)
ka ny orchidé any ampita toa tsy maniry ohatran'ny aty amintsika (dago) koh ! sa ahoana ? anisan'ny mampalaza an'i Madagasikara ny orchidé. Raha diso aho dia teneno re olona a !

3. tsilan ( 20/08/2004 03:20)
Maniry tsara toy ny zavatra rehetra izy rehefa mahazo ny hafanana sy ny hamandoana ilainy. Ny mba tsara ho fantatra dia ny orchide na velomihantona hoy ny gasy dia mivelona amin'ny hamandoana sy ny azota avy amin'ny rivotra. Ny hafanana fotsiny sisa no ilay dia ampy izay. Raha mila fanontaniana fanampiny ianao dia vonona ny hanome fahafaham-po ny tenanay na dia tsy manana fitaovana anafahana ny fonao aza. tena marina io an
4. blondin ( 21/02/2005 16:29)
orchidée ve?
milay kanh.
fa izao: Ny hitako hoe mahasamihafa azy dia ny toe-trandro. Satria tsy mitovy ny toe-trandro any ampita sy eto Dago. Na dia atao aza hoe karazany iray ihany dia tsy hitovy mihitsy ny fivotrany. Fa izao e! reveo milay izay hita dia andefaso felany izahay rehefa....hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1999