Hitako o!

1. fatsoraly ( 05/08/2004 23:19)
hitako ny 1 taminareo omaly.

Efa mba niova va re ny famindra?
Assssa! anontanio i :-P
novalian'i fijo ny 11/08/2004 22:25
2. hendry ( 06/08/2004 08:18)
:?: :?: :?:
3. mimich ( 06/08/2004 14:15)
fanontaniana mianmpy ankamantatra koa ny anao izany!!!!!!!!!!!!!!
4. kally ( 06/08/2004 16:25)
Hitany hono dia tsy fantany raha niova ny famindra na tsia!fa ny inona ny anareo no mijery?
5. yonikafopl ( 06/08/2004 19:14)
:roll: :roll: :?: :?:
6. mcz ( 07/08/2004 10:54)
:-D :-D :-D :-D :-D :?: :?: :idea: :idea:
dia maninona raha hitanareo zao ilay olona
tsy mba natsohina sa sarokenatra nareo sa :!: :?:
7. mcfy ( 08/08/2004 00:53)
tsara raha hitanao fa izy ko nge tsy niafina e! :roll:
8. pitchou ( 08/08/2004 11:49)
nisy nanahirana angaha no tsy nanantona e?
9. fijo ( 11/08/2004 22:25)
tsy za aloha izany e.za kely ka tsy hita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0778