fa inona ny antony???

1. ludo ( 04/08/2004 18:51)
Tsy mbola nahatsapa v nareo rehefa modyirery @alina avy mijery sarimihetsika mampitahotra iny na ravi kazo latsak'aza mampioro-koditra,hany ka raha vao mivoka ny salle d manontany ny namany we aiza elà mody???? Ary raha avy mijery film action kosa (van damme,bruce lee,.....) vao mivoka ny salle izy
tonga d we sûr fa radem ndray e!! fa inona ny
antony moa v lay hery tena mifindra ao aminy???????
novalian'i ramaso ny 07/09/2004 02:49
2. ramoul ( 04/08/2004 21:06)
Ny antony dia zao.
Lasa manjary matahotra koa ny tena rehafa avy mijery ny ilm ôrera, any ka rehefa mody alina dia mieritreritra an' ilay film ôrera itanao farany teo dia lasa matahotra.
Fa ra film gidraka ndray ilay film dia mazava hoazy fa tsy koa mintsy rehefa mody alina fa efa nahita leçon. :lol:
3. loockx ( 05/08/2004 03:33)
Ny saina iany no mtondra an'io e. Zay no tena marina. Psykôlôjika daôlo. Misy ny ol sasany manana saina mora miova zavatra ertreretna D mora manadino zvtr na D oe afaka minitra vitsy aza, misy ndray ny mifanohitra amzany
4. booboo ( 05/08/2004 06:22)
ié ny saina dôl no mitondra an'io. zà t@ avy nijery The Ring zô dé tsy sahy nandray téléphone mihitsy ny alina dé nandalo teo @ douche défa mi-boum beeeee ny fo ! hihihihihi
5. donemaskit ( 08/08/2004 09:17)
mahery koa zany lé ! :lol:
manao ohatr'zany indraindray fa vetivety ihany dé afaka lé feeling, raha mihoatra ny 1 volana dia, ndana haingana mijery psy na môpera ! :roll:
6. sariaka91 ( 06/09/2004 14:14)
ny saina no mitondra an'io e !
ny ahy dia mahafinaritra ahy ny mijery film orêra :twisted: be rehefa eo mosé sariaka (l) , fa rehefa izaho irery dia aleoko tsy mijery.
Ny ahy tena tiako tiako ilay matahotra be iny nefa fantatro tsara fa 1° anganombazaha fotsiny, ça n'existe pas, et 2° eo mosé hiaro :* dia rassurée ihany aho na dia matahotra aza
7. bichette ( 06/09/2004 14:45)
ludo, za zao na mijery film horera be tsy maninona mihintsy, dia ahoana ?
8. ikaretsaka ( 06/09/2004 21:41)
za nijery film comedie tsy mitsikanikany eran'ny lalana koa izao de ahoana.. vao mainka ary aho sosotra be fa tsy nahita bus
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4495