hopitaly maha-sosotra !

1. booboo ( 02/08/2004 05:59)
t@ week-end teo zà nisy raha bobaka beee nataoko tany @ hopitaly iraika zay fa tena naharary bee anà lôtra ny kiboko ( règles ). Tsy afaka mandray hono zareo fa andana ary @ hopitaly X ( à 30 kms ny nisy anà ! ). Zà efa tsy ao mihitsy @ io fa nijaly2 dé lasa tany ihany. Tonga tany dé mba tsara fanahy dôl ny doko tany. Tsy maintsy mbola miverina matetika any à hopitaly nefa dé ilay hopitaly faharoa niteny oe aza mankaty fa lavitra lôtra aty fa itadiavanay place any @ ilay hopitaly voalohany enao. Réglé iny. Omaly niverina tany @ hopitaly indray dé tsy afaka mandray anà oun zareo ( hopitaly voalohany ) fa andana ihany miverina ary @ 30 kms ! tena saika nohomboiko teo no ho eo ilay infirmière fa tsy hitany mihitsy oe ilay oul efa gli ! zà tsy nanaiky dé tsy maintsy nandray anà ihany; mbola tsy maintsy miverina manao contôle farany any @ hopitaly zà zô @ity semaine ity dé efa niteny sahady ny tao @ ilay hopitaly voalohany oe satria ilay hopitaly tary @ 30 kms no nandray anà voalohany dé aleo any ihany zà no miverina !! Tonga saina beeee zà oe raha zany zany no misy oul tena gli kokoa noho zà dé sahin-jareo koa ny hampivezivezy ilay marary mila fitsabona haingana ! Vola lany, aina miha kely, enao sady atao tsinona2 ihany ! terrible !
novalian'i xxx ny 13/12/2004 21:47
2. ille ( 02/08/2004 10:34)
ka ndry moa any frantsa ka tsy hita hatoro hoe ary mandeha ko!!
fa hay koa ve any ivelany mba misy ohatr'izany eh , noheveriko hoe eto dago ihany koa!!
D inona izao no antony tsy hanononana ny anaran'ilay hopitaly mba misy tsy handehanan'ny ny namana sasany any!!
3. kally ( 02/08/2004 13:41)
Any France angaha moa mahagaga e?zareo anie efa ataon'ny firenena manodidina azy fihomehezana fa mbola tsy tonga saina ihany.
Saingy i Booboo ity no nampalahelo,atao ahoana akia fa sitràna soa a!
4. methode ( 02/08/2004 22:58)
Dia ny aza voany ihany no fanafodiny e!! Dia mirary fahasalamana hoan'i Booboo izany e!! Na aiza na aiza misy an'izany problème izany daholo raha tsy mahafantatra olona ianao na hoe tsy mahamenatra ny mpitsabo!!! Ny any Abidjan moa dia na maratra manahoana aza raha tsy tonga eo ny havany tsy manomboka mitsabo ry zareo!!! Indraindray tsy dia ny aretina loatra no mahafaty fa ny fiandrasana ela loatra!!
5. tsiperifery ( 16/08/2004 09:09)
Volana aogositra moa matetika be maka congé ny mpiasa. Na izany aza tsy tokony hanao izany ilay hopitaly n° 1 . Manaova fitarainana any @ ilay be doko tsara fanahy . Mety mba miantso ny confrères-ny any @ ilany ireo milaza ny tsy rariny. Sinon hanoraty ny chef de service-n'ilay hopitaly 1 manao fitarainana. Korazy ô !
6. methode ( 17/08/2004 22:14)
TSy mety kosa izany manalabaraka izany fa ny lalana ihany no tokony ampiharina e!! Fitarainana no tokony atao fa tsy tokony hanisy olana any an-tanin'olona any!!
7. ikaretsaka ( 11/12/2004 03:06)
raha Etazonia io na canada, na australia na singapour na tany mandroso sasany efa niakatra gazety, tele .. efa niakatra fitsarana, efa nandoa onitra ilay tsy nety nandray azy efa nanankarena i booboo ohatran\'izay
8. xxx ( 12/12/2004 02:33)
ra firenena mandroso araka ny teninareo ngamba tsisy otrany any.... nefa na dia en cas d\'urgence aza tsy vakiny loha enao. lany vola fotsiny miantso ny avocat sy ny fitsarana teneninareo satri de ny volokoditrao aloha no jereny voalohany.
aza fahanana lainga tsy mitototra ny olona fa manjary diso fanantenana mivaro-pananana andehanana any an-dafy. nefa refa tonga any vao may mijaly ra tsy oe anga panao politika araka ny teninareo ny ray aman-dreny, dia mba misosy ny volam-bahoaka aloha ny fenakavina manotolo makany an-dafy.
9. xxx ( 12/12/2004 04:38)
ka eto amy serasera aza ramaso na hi-insiste aza enao miala foana ny hafatrao refa tsy akamakama. nisy hafatr\'i Tsilan sy Ikaretsaka izao teo ambony teo dia nesorina sady mody nafindra toerana ito lohahevitra ito.
10. ikaretsaka ( 12/12/2004 06:30)
Misy lalana ato manao hoe

Ny mety hanesorana hafatra ao anatin\'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa, [. . . ]ny fanosoram-potaka amin\'ny alalan\'ny solonanarana,
Sao kosa nisy voadika ireo lalana ireo?
11. xxx ( 12/12/2004 06:41)
ikaretsaka> ianao nahita azy teo ka asa ahoana ny fijerinao azy? Ra za to tsy hitako ze lalana voadika teo aloha e.
i Ramaso izao io mampihinana zavatra tsy fihinana sady manao teny tsy voahevitra fa mahagaga tsy miala ny hafany.
12. ikaretsaka ( 12/12/2004 06:47)
nga tsy fihinana ny anamamy?
Mba mahay mamaky teny ihany zahay na izany aza!
13. mihanta ( 13/12/2004 09:50)
ny zavatra mampalahelo am ty resaka hopitaly ty ange d vitsy loatra ny oul miasa ao fa aleon\'ny oul manao somera daholo.
14. xxx ( 13/12/2004 21:47)
Ikaretsaka kosa manao tsinotsinona anay aty france fa entin\' lay fierté pôkaty e. alors qu\'à singapour y a même pas de démocratie ni liberté d\'expression, donc pas de critique
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6862