Volamena

1. maretikely ( 23/07/2004 17:33)
Manahoana daholo ianareo namana!

Misy mba mahalala ve hoe ahoana avy ny atao raha hitondra volamena hivoaka avy eo Paris.Eo @ 100gr eo ho eo ilay izy dia mbola tsy voatefy fa poti-bolamena sy tapaka firavaka.Mety hoe tafavoaka amin'izao ve raha atao any am-paosy fotsiny?Misaotra @ torohevitra e!
novalian'i ramaso ny 12/11/2004 20:38
2. sipagasy ( 23/07/2004 18:20)
Miarahaba anao,

Ny tafiditra aloha tafiditra fa ny mamoaka azy avy eo indray no mety ho sahirana ianao raha tsy nanao déclaration t@ douane t@ nidiranao an'i Dago é!, fa olona firy no mandeha miaraka aminao sa ianao irery??
3. ramoul ( 23/07/2004 19:51)
ra toa ka mande rery ianao dia tsy tafavoaka fa mila manao declaration any amùin' ny douanne.
Fa ra toa ka misy betsaka nareo no mande dia tsy hita raha toa ka tsara afina. 8)
4. maretikely ( 24/07/2004 07:16)
Misaotra anareo namaly!

Izaho aloha mandeha irery e!dia raha hanao déclaration dia rehefa any @ aéroport ve vao atao sa ahoana no fandehany?Sao mba misy afaka manome site na afaka hangalàna renseignements ohatra?Met ho lafo be ve?
Raha kely fotsiny ohatra hoe 30gr izany no entiko mety tsy ho tratra?Saingy ahoana moa ity tsara afina ry Ramoul?
5. sipagasy ( 24/07/2004 14:51)
ataovy déclaration fotsiny rehhefa tonga eny Ivato ianao fa ny famoahanao azy mody anie no ho olana raha tsy niteny ianao hoe nampiditra 100g aho nefa ianao mivoaka miaraka aminy avy eo é! mila hainy hoe firy g no mivoaka dia izay raha mihoatra ny mivoaka mety ilainy vanona fa raha mitovy na latsaka nohon'ny nentinao niditra dia tsy olana, dia manaova fialan-tsasatra finaritra ary retsy ry maretikely an!
6. ramoul ( 25/07/2004 18:50)
maretikely zaraina am' ze miaraka aminao le zavatra de tsy misy probléma mintsy ny ahatratrarana an' le volamenao kou!
7. ramoul ( 25/07/2004 18:52)
sipagasy tsy manaiky ry zareo ra mihena na mitonbo le volamena.
maretikely ataovy tsara afina ao anaty kiraro fotsiny ra tsy tianao ho deklarena fa tsy hitan' zareo zany fa ôtran' zany no nataoko tam' farany de tsy tsara zah. 8)
8. sipagasy ( 25/07/2004 19:26)
Misaotra anao Ramoul @ fanampim-panazavana, t@ izaho nandeha tany t@ herintaona manko no nanaovako izany é! betsaka ny nentiko(namboarina) fa vitsy no nentiko niverina fa tsy niteny ry zareo! Fa tandremo kosa aloha voasava @ izany anaty kiraro izany annn! ny miditra anie wa tsy olana é! fa ny mivoaka no tena OLANA,

Manaova vôkansy sambatra retsy ry Maretikely ann dia aza adinoina ny vôndalana é! hihihi
9. maretikely ( 26/07/2004 08:01)
Misaotra betsaka daholo fa tena mahafinaritra.Ny miditra aloha miditra irery fa ny mivoaka indray maromaro izahay dia zarazaraina aloha izany.Ny ao Paris izany tsy misy olana?Hitondrako vôndalana daholo rehefa tonga aho an!ny an'i sipagasy vônina inona no tiandry?
10. sipagasy ( 09/08/2004 14:31)
Mmmmmhhhhhhhh, vônina inona re no tiako é?,
Izay entindry eo retsy mety daholo a! ny mifankahita amindry izao no toa tena hahafinaritra ahy kouuu,

Manoroka am-pitiavana é!
11. fijo ( 11/08/2004 22:49)
rehefa voatefy iny tsy misy olana ka.ni ahy tsy nodeclareko fa avy dia notefeko tany tsy nisy olana mihintsy.
12. chipie1 ( 27/08/2004 13:20)
refa anaovanao ilay izy na dia 4 aza ny rojo hanaovanao tsy misy olana.
13. sipagasy ( 12/11/2004 18:46)
efa ririnina ihany ity ny andro i maretikely tsy mbola tafaverina nitondra vôndalana ihany sa kosa dia adino izahay de efa lany tany ny vônn :-D :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3116