Boridana

1. xxx ( 20/07/2004 14:17)
Mahavariana tokoa ny manaraka ilay hazakazaka ambisikileta fiodidinana an'i Frantsa fa hitanao eo daholo ny toetra amam-panahin'ny mponina amin'ireny toerana ireny.
Misy tsara, misy ratsy koa fa ilay ratsy no tantaraiko eto.
Misy amin'ireo mpanotrona no miboridana eny imasom-bahoaka ary sahy mihazakazaka amin'ny arabe manaraka ireo mpitaingina bisikileta.
Maro ary betsaka ireo antokon'olona manararaotra ity hazakazaka ity mba hitobiana amin'ny trano lay miaraka amin'ireo namana ka ahafahana manao fifanakalozana fanambadiana.
Dia tena variana hoe izany tokoa ve ny frantsay. Tadidy ilay rehefa miantsona amin'ny toerana misy Lycee Francais ny sambo miaramila dia avoaka daholo ny mpianatra vehivavy handeha hiaraka amin'ireo miaramila tantsambo. (Tsy tany Madagasikara akory io an)
Mahavariana lay mijery ny etsy sy ny eroa eh
novalian'i lilbon ny 20/07/2005 10:43
2. kitjo ( 21/07/2004 17:16)
Mahatsikaiky fa samy manana izay heveriny ho mety e!
Misy koa ny te hisongadina angamba sao tsy hitan' ny olona
Manao interessant(e) mba hanintona ny sain' ny ol sa??

Ny SOA ihany no FIANATRA!!!!
3. tsilan ( 22/07/2004 18:53)
Ary raha hoe ny soa amin'ilany mety ho osa amin'ny andaniny
4. kitjo ( 22/07/2004 23:16)
mmhhhh
d ze mampety anao zany ko! sa aona ndray moa zany e...
5. lilbon ( 20/07/2005 10:43)
ka aleo lery tsy tsaraina zany fa zay no mahafaly azy !
f'angah enao sosotra be mahita zany ?
TSY KOI!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.121