ny zanaka.

1. fijo ( 06/07/2004 23:37)
maro no diso hevitra indrindra fa ny vavy fa rehefa misy olana eo amin'ny mpiray diha dia tsy maintsy lasan'ny vavay ny zaza.io dia mazava tsara fa ny lalana dia milaza fa ny zaza dia tsy fananan'ny iray fa hiombonana ka heloka ny tsy famelana ny iray tsy hifandray ami'ilay zaza.
ka tandremo ry sipa isany.
novalian'i pitchou ny 15/08/2004 14:17
2. ikaretsaka ( 07/07/2004 03:00)
zay vao mpijoko voajoko eo famailo ihany
3. wawawa ( 07/07/2004 16:38)
Tsinona ny bandy ndr11 ela be vao tonga saina dia tsy te hikarakara an'ilay zaza!
4. ikaretsaka ( 08/07/2004 03:01)
arakarak'ilay bandy io fa aza generalisena
5. booboo ( 08/07/2004 20:56)
miombon_kevitra ( fa tsy tanteraka ) @ fijo. Ekeko oe misy reny dé tena tia tena " ratsy " mihitsy tsy mamela ny dadan'ilay zaza hifandray @ ilay zaza, fa misy koa dada sasany manao an'izany kou a ! dônky tandremo ry reny sy dada isany fa tsy oe ry sipa isany fotsiny
6. wawawa ( 08/07/2004 21:02)
Ny zaza dia mihevitra fa avy @ Dada sy Mama, ary marina zany. Ny education'ny zaza tsy tonga lafatra raha banga ny ray @ reo
7. fijo ( 09/07/2004 04:53)
booboo>tadidio fa lasa heloka penaly ny tsy fitondrana ny zanaka raha tonga ny fotoana tokony handraisan'ny iray azy.
ramaso>io indray mbola tsy voafaritry ny lalana.
8. sariaka91 ( 11/07/2004 19:36)
@ ankabeazany reny no miandraikitra ny fikolokoloana ny 90 isanjaton'ny fiainan'ny ankizy ka amiko dia normal raha ny vhv no mahazo ny garde raha misy ny fisarahana. Misy ihany ny cas exceptionnel, fa arak'izany dia tena exceptionnel tokoa ilay izy.
Sady izao koa, matetika dia avy @ lhl ny fisarahana, te hanao fiainana vaovao izy ka tsy te-hisarimbona zazakely ka foiny avelany @ reniny ny ankizy. Ny reny no tsy mahafoy zanaka ka mangataka sy mahazo ny garde.
Ary ny misaraka tsy moramora, misy helopo be dia be eo ka sarotra be amin'ny mpivady misaraka ny mifamela heloka dia ny ankizy no mifaina, tsy mahita ny dada na i neny. Tsy hoe fitiavantena fotsiny.
9. booboo ( 27/07/2004 11:23)
fijo>ié haiko zany kah ! dônky mbola re-tandremo ry dada sy reny isany sô manônô fôna
10. fijo ( 11/08/2004 22:56)
ka izao e,maka tsirony manao azy,dia mifalia koa mamelona sy mitia azy.
11. pitchou ( 15/08/2004 14:17)
penalisée zany zà fa nisy nampidiriko d notsoahan-drizalahy e! tsy maninn fa averiko eto ndray!
vita le zaza d lasa mitsoka le bandy tsy hita ze nalehany, le sipa irery no niantoka nandritra ny 9 volana nanao izay ahaveloman'ilay zaza, niankin-drindrina irery sy nisotro ny rano tsy tiana! afaka 10 na 15 taona ty le bandy, asa voadonatany d miseho hoe zanako a zanako!!! inn no tsinin'ilay ramatoa raha tsy omeny ny zaza? t@ fotoana nanahirana tsy nety naka andraikitra le bandy kou vita ny ady sarotra rehetra vao iseho ho tompony koa hono?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0821