nanomboana nanoratra...

21. bichette ( 08/07/2004 15:45)
izany ve ry methode ???? hum !!!! efa lafo izao ny frezy koh !
22. methode ( 08/07/2004 22:46)
Hihihi! Tsy mahazo frezy intsony izany!!! De inona indray no hasolo ilay frezy!!! Rehefa lafo ny frezy de anaovy tononkalo momba ny frezy lafo indray izany ko!!! Ny anay manga no betsaka!! Ny frezy aloha dia tsy vitan'ny hoe lafo fa tsy misy ho vidiana!! Hihihihi!
23. bichette ( 09/07/2004 09:24)
andraso fa solona zavatra hafa ilay frezy !
24. hery ( 10/07/2004 23:28)
Tamin'ny 1990 aho no tsaroako nanomboka nanoratra voalohany. Tao anatin'ny fahatanorana tsara ka nisentom-pitiavana. Dia nitohy rehefa misy ainga.
Misy olona miteny hoe fiainako foana no soratako... diso be :)
25. bichette ( 12/07/2004 08:58)
matetika miainga amin'ny resaka fitiavana ny fanoràtana !
26. randjy ( 12/07/2004 11:19)
Ny ahy ry zareo a niainga t@ za andeha hianatra taty tana t@ za 17 taona dia nifangaro tao ny alahelon'ny fisarahana t@ fitiavana
27. bichette ( 12/07/2004 12:41)
Mahafinaritra daholo izany !
28. methode ( 15/07/2004 08:51)
Bichette> Mety miainga amin'ny fitiavana frezy ve ny fanoratana? Toa tsy izay ko!!! Izay izany tsy nahatonga ahy ho mpanoratra: Tsy mety hiresaka fitiavana!! Hihihihihi! Ndraso mba hianatra amin'izay!! Misy mpampianatra ve ato???
29. bichette ( 15/07/2004 12:48)
Ny mpampianatra feno ato, za klou tsy mahay mampianatra e !
30. methode ( 15/07/2004 22:28)
hummmmmmmm! Vao hitady frezy izany fa tsy mety misy aingam-panahy! Aty nefa tsy misy!! Hihihi
31. bichette ( 16/07/2004 06:41)
manomboka mampatahoatra ahy ity ianareo mitady frezy ity...; lasa betsaka ny mitady frezy ato ..... tsy hay intsony na tena frezy sa frezy inona hi ! hi ! hi ! hi !hi ! hi ! hi ! mba ambarao fa tena very aho
32. methode ( 16/07/2004 22:47)
Ny ahy aloha tena frezy e!! Ohatran\'ireny frezy amidy eny an-tsena ireny!! Sa misy frezy hafa koa??? Ka rehefa fihinana de mety daholo na frezy inona na frezy inona!! Hihihihihi
33. bichette ( 20/07/2004 13:30)
hi hi hi methode !
34. bichette ( 21/07/2004 06:19)
ramaso > hi ! hi ! hi ! hi ! tsy iny ka !
35. oully ( 21/07/2004 18:35)
eiissy ehehh
36. methode ( 21/07/2004 22:15)
oully>Salut! Fa misy inona???
Ary lasa resaka frezy le resaka fanoratana ko!! Sao dia tokony hovana ny lohateny ry bichette a!!
37. bichette ( 22/07/2004 09:15)

ok methode :
Ny malagasy wa tena maro ny manana talenta amin'ny zavatra maro dia maro fa dia tokony fohazina kely sy ampirisihina kely. Somary sentimental be koa ary ny ankamaron'ny vetso dia saika resaka fitiavana avokoa.
38. methode ( 27/07/2004 23:34)
Tokony mba ampianarina fitsipika aloha izahay amin\'ny fanoratana fa ny anay dia izay tonga ao andoha no soratana na tsy miteny akory aza indraindray!! Hihihii Angamba tsara raha asiana lohahevitra manokana momba an\'io!! Mety manampy ny tanora vao misondrotra koa io sady manampy ny mpianatra.
Raha misy specialiste ato dia tena tsara!!
39. hendry ( 11/08/2004 12:22)
Tsisy asa soratro ato fa mba te hiteny fotsiny aho hoe hay ry reto mety ho lefy ilay aingam-panahy a! T@ faha-16 taona aho mba nianatra nanoratsoratra dia nahavita namorona tononkalo maromaro saingy efa ho telo taona zao tsy nety niverina intsony ilay aingam-panahy, nandalo sy niserana fotsiny.
40. xxx ( 11/08/2004 13:21)
hendry > Aza manary toky fa mety matoritory fotsiny ao anatinao izy. Handrasanay eto foana ny asa soratrao fa tsy ho lefy izany e ! Enga mba samy ho lava andro hiainana isika hifanohana hatrany. Vao 3 taona ve no nandao vetivety ny aingam-panahy de mitady ho kivy sahady e ! :)
Samoina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9034