Ireo mpanoratra Malagasy

1. oully ( 30/06/2004 08:48)
Efa nisy antso ihany navoakan'i NyKanto any amin'ny lohahevitra hafa izay iantsoana ireo mpanoratra malagasy rehetra (tononkalo, tantara, ... ) monina aty am-pitandranomasina.
Hisy hetsika izay kasaina hokarakaraintsika ka miandry ny fiaraha-miasa sy ny hevitra izay avy any aminareo.
Izy ity moa dia natao indrindra mba hanasongadinana ny asa-soratra Malagasy. Maro ireo manatalenta eto amintsika ka mba ampitapitao ny hafatra eh!
Izay mila fanazavana fanampiny moa dia Nykanto@hotmail.com
Misaotra antsika!
novalian'i primorh ny 12/11/2011 14:05
2. mcfy ( 30/06/2004 23:24)
mahay manoratra koa angah enao? mba anoraty latetuka ary aho hihi
3. ramoul ( 01/07/2004 13:52)
Misaotra fa voaray ny hafatra ry oully.
Ary ny tsy mpanotraka koa ve afaka manatrika any?
4. primorh ( 12/11/2011 13:32)
manahoana daholo aloha :-)
5. primorh ( 12/11/2011 14:05)
Miarahaba, sy mirary soa ny rehetra.
Zavatra roa no tadiaviko; adi-hevitra, sy fiaraha-miasa.
Manao fikarohana ny @ fiainana sy ny fahafatesana aho. Betsaka no efa vitako.Maro ireo mananihany satria mbola tsy nahita ilay boky nosoratako, hoe:Tome I,comment vaincre la mort,par un raisonnement scientifique?
La complexité de la vie, ses qualités, ses mystères et ses merveilles prouvent l'existence d'un étre (Dieu) si intelligent et très sage. La vie est une Å“uvre de haut niveau et parfaite.C'est la bénédiction du créateur. La mort est l'image d'une vie renversé. Elle peut apparaisse par le déséquilibre d'une vie. La mort est une malédiction, qui est apparue par le hasard et par l'accident. Seulement, dans un monde maudit qu'on y trouve les croyants d'une autre vie après la mort. Car, tous sont maudits, et en désordres.(il n'y a pas de vie après la mort.)
Ny ratsy ,ny aretina, ny loza, ny korontana no miteraka ny fahafatesana. Tsy avy @ zavatra tsara ny fahafatesana.Tsy misy fiainana aorian'ny fahafatesana. Ny adala no mino izany. Tsy nisy namorona ny fahafatesana, fa tonga hoazy.
Tsy manana zo na fahefana hanao fiainana maro isankarazany, izay hiady sy hifanohitra Andriamanitra. Iray ihany ny loha, iray ny aina, iray ny fitiavana, iray ny fahendrena, iray ny famoronana. Satria ireo no lafatra. Ceux sont les meilleurs.
L'origine de la matière no fikarohana nataoko farany;raha naheno resaka t@ RFI aho ny volana octobre 2011. Ary efa manana ambara ny amin'io aho.
Misaotra bestaka.
RAKOTOMALALA HERY ANDRIANILANA. rhaprimo@yahoo.fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1503