ilaina ve nyformation academique aty @universite

1. dronga ( 29/06/2004 06:36)
ahoana ny hevitrao momba ny formation @universite sy ny formation professionelle eto mada
2. nykanto ( 29/06/2004 07:56)
Ilaina ireo roa ireo amin'ny fampivoarana sy fampandrosoana ny firenena ary tsy misy tokony asiana iray hampitomboina na koa iray hankalaina.
Ny fampianarana hiditra mivantana eo amin'ny sehatry ny asa dia ilaina amin'izao tetika ny hampandroso haingana an'i Dago izao, ny fampianarana eny amin'ny anjerimanontolo koa anefa dia tena ilaiana fa fanoitra iray lehibe amin'ny famoronana sy fahitana zava-baovao, io no tena mampiavaka ireo firenen-dehibe...ny fikarohana eo amin'ny lafiny rehetra dia tena hery mampivoatra ny firenena iray ... be ny malagasy, ary mino aho fa samy manana ny safidiny izay tiany hitondrany ny fiaianany ny tsuirairay avy, ny anajran'ny fanjakana dia ny manampy azy ireny hamita ny tanjona kendreny fa kosa tsy hamono ny fampianarana ambony ohatra raha toa ka mila olona maika tokony hiasa ....
Ny Kanto.
3. fijo ( 29/06/2004 23:44)
tsara fipetraka io fanontaniana io ary raha misy valiny tsara dia fanohitra hampandroso an'i mada.
amiko ny eny amin'ny oniversite vao miditra taona faha 3 ny mpianatra dia tokony hatomboka ny "formation alternée"izany hoe sady mitohy ny fampianarana eny no tsy maintsy manao fampiharana any amin'ny toerana fasana koa izy.amin'izay vao mivoaka ilay mpianatra dia tokony efa manana traik'efa hoentina mihatrika ny asa izay hosahaniny.
4. kitjo ( 29/07/2004 08:49)
ny ilaina aloha tsy afaka hiteny hoe tsy ilaina e!
Ny hevitro indray dia hoa tokony hatsaraina ny universite ao Dago, mba asiana lanjany zany

mba ilaina \"update\" koa ny systeme fa lasa mandany andro ny ankizy fts kanefa rehefa mivoaka tao tsy mahazo asa akory.

Io hevirt\' i fijo io no marina hoe sady mila pratika ny ankizy.

Ny mahakamo manko d ao antoerana aza enao ts mahazo asa akory ra avy eny Ankatso, afatsy ny hoe resaka oe mampianatra na Dr kosa aloha e fa ny ankapobeny no lazaina.
Aryraha mivoaka koa enao d tsy reconnu akory avy ao. Lasa niasa maina fts zany e.

Tokony havaozina mitsy daholo mitsy aloha.......
5. booboo ( 29/07/2004 10:47)
havaozina hatrany an-dreniny !
6. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:06)
ra ny any madagasikara dia tena ilaina ny formation académique. ny formation professionelle tô fitedavambola fotsiny fa tsy professionelle no ny eny ankatso akory (na tsy resaana aza ny polytech vontovorona sy diégo)
ny asa betsaka fa ny olona no kamo sy te itangorona amy tanandeibe dôly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1348