Salon #serasera ! Humm!

1. riffeur ( 26/06/2004 03:40)
Pkoi vous les filles,ou femmes la nuit, vous vous éclatez grave sur le salon #serasera? Humm
novalian'i perlerare ny 02/03/2005 20:27
2. kinaoly ( 26/06/2004 03:45)
filles ou femmes ??? hihihihi
na @al na @atoanjo lety de misy fafiny fônany refa ao :) @ #serasera. fa elà nga tsy mpiditsa ao @atoanjo ?
de mahita fafiny fôna kou na ny lhl aza :D
3. hery ( 26/06/2004 04:00)
Fa marina ihany ny tenin'i riffeur fa bandy efa firy zahay no ao mbola anaovanareo tambabe ihany...

Hitondranay kôfan'Anjanmanal an
hihihi
4. ikaretsaka ( 26/06/2004 04:32)
zay nenareo...gholemainssss
5. mumu ( 26/06/2004 08:25)
hery dain tambabe ahona kou?
6. kinaoly ( 26/06/2004 10:22)
fa nisy naninn tao njay hery sy riffeur reo e ?
hery> haka renfort mintsy ve elà lety ??? ôtsan'ny gravy zany
7. hery ( 27/06/2004 02:05)
poids lourds daholo kosa ve
oups, féminin mou? poides lourdes zany.
8. ikaretsaka ( 27/06/2004 02:49)
hahaha ao zany
9. fanja1 ( 27/06/2004 07:07)
hihiihh!!!!! Riffeur sy Hery, Inona koa ary reto lehilahy matahotra vehivavy reto?
10. mumu ( 27/06/2004 08:17)
hery riffeur !! zany ny aina kou ny v... antanon'afo!!!
11. fanja1 ( 27/06/2004 08:48)
hihihi mumu
12. lanto ( 27/06/2004 09:55)
izay vao hoe "may aho doran'ny afo".... !!!!
13. lanto ( 27/06/2004 09:55)
izay vao hoe "may aho doran'ny afo".... !!!!
14. mumu ( 27/06/2004 10:17)
hihihihih
15. olly ( 27/06/2004 10:33)
mmmmmmm maita holazaina mitsy koa nareo reto ka lolll
16. kinaoly ( 27/06/2004 11:48)
ary izy mitsam any no mitaraina
17. lanto ( 27/06/2004 11:54)
ry kinaoly mahazo aina
18. riffeur ( 27/06/2004 13:56)
Za tsy mitaraina fa constatation des choses! Alina tena mampitogaigy anay, fa be sipa fa gaigy jiaby daholo, dans le bon sens!Mahalasa fisainana hozy ny bandy rehetra! hiihihhii Tohizo fa tsara le esprit ka!
19. olly ( 28/06/2004 12:18)
riffeur< les apparences sont trompeurs....... :))
20. riffeur ( 28/06/2004 17:12)
....Trompeurs mais au fond y'a kelke chose quand meme.....!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1221