44 taona no lasa

1. joda ( 25/06/2004 16:40)
nivadika mihintsy ny rasa...
vitsy dia vitsy ny gasy no afaka niasa...
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 08:51
2. mcfy ( 25/06/2004 18:05)
lasan'ny vaventy ny drala
d ny madinika no lasa adala.
nopehany koa ny sipa manja
fa zay kely toa lany vanja
3. ramoul ( 25/06/2004 20:35)
hihihi mcfy
politika tsy andro tsy alina,
politika zara raha lalina
4. booboo ( 29/06/2004 07:49)
clap clap clap
5. sejianis ( 29/06/2004 18:08)
tra lala de tralala hihihi!!!
6. fijo ( 02/07/2004 04:34)
politika politika
mivovo toa ny alika
ny vahoaka maro an'isa
no mitsimpona ny sisa.
7. lanto ( 02/07/2004 07:26)
politika polifika
de miandry pôly tsika


hmmm efa hahay politika aho izany !
8. kitjo ( 04/07/2004 08:51)
hhhmmmm
lamakoo "clap clap clap"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2936