varimbariam-poana

1. hendry ( 25/06/2004 15:14)
Inona ny mahatonga ny olona ndraindray varimbariam-poana?
Eo dia midanaka eo, tsy tonga saina raha tsy afaka fotoana ela.
novalian'i mimich ny 02/07/2004 10:21
2. ramoul ( 25/06/2004 20:37)
mety misy zavatra manitona ny sainy ao na zavatra tsara itany dia zay no mahavarimbariam-poana azy.
3. nikopol ( 27/06/2004 08:16)
Lany piles na tapaka resôrou.
4. cathy ( 28/06/2004 14:45)
Lany piles na tapaka ressort amin´ny ahoana koa ry nikopol?
Tena marina anie fa misy olona zay, na izy aza gaga ny tenany fa midanaka ho azy tsy hay ahoana zany e! Raha tsy tairina ndraindray tsy tonga saina nefa olona normal be izy, matetika izy no manao zany.
5. fijo ( 28/06/2004 23:19)
vizana izy fa mila matory tsara ngamba ka.
6. mimich ( 29/06/2004 11:08)
ny fiasan-tsaina
7. nikopol ( 29/06/2004 11:33)
Mety ho defô de fabrikation koa no mahatongan'io. Jereo ihany aloha ny probleman'allumage.
Cathy : efa we lany piles na tapaka resôrou kou. Jereo raha mila manao vizity teknika na tsia.
8. olly ( 29/06/2004 12:24)
nikopol dia iza no fabricant le ? ny nahary azy ve ? ihihihi
9. olly ( 29/06/2004 12:24)
nikopol dia iza no fabricant le ? ny nahary azy ve ? ihihihi
10. fijo ( 29/06/2004 22:42)
mety nisy nipitika teo ampanamboarana azy ve?ih,ih,ih, izay ilay hoe aza manaitra olona mihidy an trano fa tsy hay izay ao.
11. hendry ( 30/06/2004 11:19)
raha mihidy karetsaka ilay trano mety tsy hisy afaka hanaitra izay ao.
12. fijo ( 30/06/2004 22:44)
mila miasa mafy mihintsy izany ikaretsaka fa miankina aminy daholo izany rehetra izany.ih,ih,ih
13. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:35)
tsy misy hidirako izany azafady
14. mimich ( 02/07/2004 10:21)
fa misy ivoahana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9652