26 Jiona

1. kally ( 23/06/2004 20:52)
Ahoana avy indray ny hetsika amin'ity 26/06/2004 ity?Mankaiza sy hanao inona avy ianareo ?
novalian'i mimich ny 29/06/2004 11:00
2. unik ( 23/06/2004 21:34)
arenjina sy tsipopoka alou volou njinja!
3. fijo ( 23/06/2004 22:11)
hamonjy fety gasy aty marseille.
4. voninkazokely ( 24/06/2004 06:34)
Arendrina ô ô ô
Arendrina taratasy ô
May may may
Izay tsy faly manao aminay
5. lanto ( 24/06/2004 07:15)
sahondra no ataonay kitay

arenjina volomparasy ô
zay tsy manana mangasihasy ô
6. six ( 24/06/2004 11:12)
zay ts manana programa e, mety hanao arendrina eto am forum ngamba!!!!!!!!!
arendrina ô o ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô
arendrina o o ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô ô
zay ngamba mety angasiasy fa nenay arendrina ts taratasy
7. kitjo ( 24/06/2004 13:38)
Ndao hanao arendrina ato radem e,
oouuuiiinnnn, aisna afomanga miala avy @ momba ny takelaka,ihihih

sa @ RVG no asina feona afomanga d miaramihaino aby?lollll

Ny anay aloha sakafo miaraka @ consulat d misy investisseurs maro2 nasaina.
Irariana hitondra vokany aloha fa hanao prezantasio kely kitjo momba an'i Dago sady hitafy lamba ;-)
Ny ankizivavy mitafy lamba dia ny lehilahy complet complet le lobaka tunik misy petakofehy reny,....

8. ramoul ( 24/06/2004 20:36)
Zay tsy manana arenjina de aôna?
arinjina ôôôôôôôôô!
zay tsy manana
9. fijo ( 24/06/2004 23:50)
voninkazokely.za tsy faly.ih,ih,ih
10. kitjo ( 26/06/2004 01:20)
Arahabaina aby tratry ny fety e....
11. hery ( 26/06/2004 07:16)
gravy kou ity fijo ity raha hanararaotra :)

12. mumu ( 26/06/2004 08:31)
hery mbola tsy fantatrao faona nga i fijo e!!!!
Tratrin'ny fety daoly e!!
13. kitjo ( 27/06/2004 05:58)
hain fijo tsara mitsy mitsindroka an reny teny reny koooo,hiihiih
14. mimich ( 28/06/2004 11:01)
fijo foana a!
fa tratry ny 26 daholo aloha na dé efa 28 aza e!
15. fijo ( 28/06/2004 23:43)
tratry ny fety aby e.ary naninona anareo ary i fijo le????i voninkazokely indray no tsy mba nanondrana.ih,ih,ih
izay ilay fijo ry namana isany o.ih,ih,ih
16. mimich ( 29/06/2004 11:00)
eoa! mamango hein!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4401