Fihavian gasy...famadihana....

1. kitjo ( 22/06/2004 14:59)
Araka ny iarahana mahalala dia anisan'nyrazam-betsika voalohany ry zareo ao Indonesie sy Malaisie, Polynesie...

Tsara ho fantatra

Ry zraeo ireo avy ao Indonesie (Macassa, Java,...) sy Malaisie ( Bugis, ...) no nandeha nifindra tany Dago taloha ela b, tao Antananarivo ary namorona fanjakana tao.
Izay no mampitovy bdb ny kolotsaina malagasy (inddrindra ny afovoan-tany) sy ry zareo indonesiana ary maalisianina.
Izay ko nampitovy ny volon-koditra satria raha milahatra tsy misy anavahana azy @ gasy mihitsy.....

Marobe ny teny iraisana fa taty aoriana vao nampian'ny anglisy (kristianina) sy frantsay (fanjanahantany)

ohatra:
boron= vorona
jalan=lalana
maty= maty
ana/ anak= zanaka/anaka
tanah= tanana
merah=mena
humakan= homan-kanina
..............

ny fanononana azy ireo lazaiko ireo fa tsy haiko manoratra azy
;
Ny mponina ao @ireo faritra ireo sy ny faritra sasany dia mbola mamadika oh ny malagasy sasany koa ankehitriny afatsy ireo izay nivaidka kristianina.....
novalian'i kitjo ny 26/07/2004 02:32
2. voninkazokely ( 22/06/2004 17:59)
Aiza ny zana-drazana é!
Tonga ny famadihana !!!
3. voninkazokely ( 22/06/2004 18:00)
Ilay atero ka alao no danzzz kooo
4. booboo ( 22/06/2004 20:29)
hihihihi.
Tsy ny fombafomba @ famadihana ihany no nolovaina t@ ireo mponina ireo fa ny structure n'ny phrase koa : enti-milaza+ lazaina sy ny tariny.
5. ramoul ( 22/06/2004 20:43)
hihihihi
Ohatra hoe inona ry booboo fa tsy mahita zah ra am' zay zavatra izay?
6. six ( 23/06/2004 05:52)
hotran'ny aona marina mou zany? hihi, zay anie ts mahay fa d miteny fotsnyyyyyy
7. fijo ( 23/06/2004 23:15)
marina fa avy any ny fomba narahantsika fa izao dia isika gasy no lasa malaza amin'io famadihana io ka tano ny antsika e
8. kitjo ( 24/06/2004 13:41)
ramoul & six>>>
teny gasy:
mi-forum ny namana : enti-milaza(verbe) + lazaina ( sujet)

teny faran'tsy hay:
les namana forum-ent :sujet +verbe

hahahha, teny inona re znay e,lollll
9. fijo ( 25/06/2004 00:25)
tenin'olona any amin'ny kely maso.ih,ih,ih
10. kitjo ( 25/06/2004 06:53)
esy eeee
11. mcfy ( 25/06/2004 13:26)
Raha ny henoko koa dia ny hoe fomba fanisa koa toa saika tsisy valaka @ indonésiana.
12. booboo ( 28/06/2004 11:35)
ié zà koa efa naheno an'io tenenin'i mcfy io
13. fijo ( 28/06/2004 21:41)
fa rehefa tena miteny ry zalahy tsy hay izay lazainy ko.
14. ikaretsaka ( 28/06/2004 22:32)
angah any manisa ihany? ny manosy koa
15. mimich ( 29/06/2004 11:25)
fa nga tsy famadihana ny resaka e! toa lasa fanisana.hi!hi!hi!
Araka ny nolazaiko tary ambadika dia tsara ny fitazomana ny fomban-drazana fa tokony hampifanarahina @ vanim-potoana iainana ihany koa. oh jerena hoe inona marina moa ny teny fototry ny fanaovana famadihana , dia izay fototra izay no tanana fa tsy ny fihetsehana ivelany ka lasa fandaniana be sy mambotry indray.
16. sipagasy ( 25/07/2004 19:47)
tena marina ny anao ry mimich!
17. kitjo ( 26/07/2004 02:32)
mimich> izay resaka kolotsaina rehetra mitsy k!
azafady fa diso ilay mmhh,inona moa fiteny "ponctuation"? Tokony : no nataoko oe ohatra fa tsy .... fa azafady!

Ny manisa dia indonesiens no akaiky antsika...fa raha ny teny kosa dia ny malay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1284