te hatavy

61. ikaretsaka ( 23/10/2004 19:46)
io ihany no tsotra indrindra.. sady mahasalama.. ny kotrana
62. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:35)
ra misakafo no atao oe mikotrana dia marina ny any zokilà :-D
63. ikaretsaka ( 24/10/2004 17:56)
ka tsy ny vavony sy ny taovampandevonankanina no ampikotranina fa zavatra hafa ka
64. robinhood ( 19/04/2005 12:48)
nntssss... tsy aleo njy izao foana sao de aton'ny ol hoe oully be eo de ratsy be njay. Sô aôna?
65. fandresenatolotra ( 06/07/2016 08:44)
mba karazan_ kanina ino ry zareo no mapatavy;za manko mba te hatav e? maro ny karazan_kanin fa otrn ts hay mints ny tena mapatav,za manko mba minana iany fa ts mety matav e!,nareu zay mahay ny sakafo mapatav mba atoray fa te hatavy mints za e!hi5
66. fandresenatolotra ( 06/07/2016 08:49)
te hatavy fa tsy te ahiha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2547