te hatavy

1. xxx ( 22/06/2004 10:21)
Inona ry zareo no sakafo tena mampatavy haingana, nefa tsy ireny sakafo be menaka sy mampahatofoka be ireny koa? Inona no légume na voankazo manangeza?
Dia misaotra anareo mialoha.
Oully
2. kinaoly ( 23/06/2004 08:46)
afaka minana hormones de croissances njy kalou raha zany fa mila manontany dokotera any na zany aza.ty no efa nataoko fa nety : ronono mixer-na miaraka @ akonjo ôtsan'ny milkshake reny hihihi za tia be anle izy kalou an, fa ny akonjo no voankazo mampatavy njinja, dia afaka misotso ronono sy minana yaourt fôna kou njy, le tena vrais fa tsy le 0% reny an, de lait entier
dia ny legume njay tsy haiko fa ôkalou za hitady
mazotou homana
3. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:06)
tena te hatavy? mipetraha any Colorado. na any faratsiho @ andro ririnina
4. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:07)
Idaho fa diso aho
5. nikopol ( 24/06/2004 14:08)
Oully : misy sakaizako zay milaza fa ny fanaovana lamourou im-polo kely no mampatavy vetivety ho an'ny vehivavy. Mampahiha vetivety ny lehilahy nefa izy io. Tsy dokotera nefa io sakaiza io fa mpiasan'ny poste ka asa na marina na tsia.
6. kinaoly ( 25/06/2004 07:08)
nikopol> vita ny vacances?
tsy nahita legume hoe mampatavy specialement za kalou, fa raha za njy de misakafo normale fotsiny.
7. jhouhlambout ( 26/06/2004 17:39)
Solution iray tena mety à 100% sady tsy mila ireny sakafo be menaka sy mampahatofoka be ireny:
-Misakafo normale ary tsy manao ninoninona fa matory fotsiny.
8. ikaretsaka ( 27/06/2004 02:59)
katsaka koa... na koba io na lena na maina .. asiana ronono kely fa tonga deeee
9. kitjo ( 27/06/2004 06:17)
gateau..........biscuit...........chocolat.........pate.....koba.......frite&ketchup......akondro....lait entier.....the au citron (ilay 42Kcal)....jereo refa misotro rano d le be calorie reny atao........

ze sakafo a base d'amidon...sa moa inona reny

farine...sucre...menaka....sira
ireo no tena tsy azo hohanina raha tsy te hatavy d ireo zany hohanina.
tanjemo fts ny diabete!
10. oully ( 27/06/2004 09:57)
Ny olana mantsy mifidy sakafo hohanina be ny vavoniko, ka manjary zay tiako hohanina ihany no hohaniko.
Ary lé paty miaraka @ sôsy eny sinoa ireny ve mampatavy? lasa tia an'ireny indray zà ka enga anie ka hampangéza...
Fa tsy tiako indray aloha raha mivondraka be loatra eh
11. lanto ( 27/06/2004 10:19)
mihinanà tsara de mankafiza ! io tena ilaina ! dé omany koa ny saina hitia ny paozinao rehefa ngezangeza ! misy manko oul tena ny sainy mihitsy no mandà tsy ho ngeza satria au fond tiany izy mahia iny (mba tsikaritr'olul lol) ohatr'izany koa ny oul sasany tsy mety mahia na mihamatavy haingana : manenjika le image-ny itiavany ny tenany ao an-tsainy izy ! (na dé laviny tanteraka aza io )
Zah koa kely an ! fa avelao zah kely eo ! :p
12. oully ( 28/06/2004 09:19)
Tsy dia olana amiko loatra indray anie ilay mahia ry Lanto eh, indrindra raha salama tsara fa ilay olona manodidina no mandreraka. Asian'ny olona an'ilay hoe tsy tiako enao fa mahia loatra (hihihihihi).
Dia inona moa fa dia manatavy rehefa ho te tiana e! Dia miandry indray aoriana hoe tsy tiako enao fa matavy loatra, dia mamaky ilay lohahevitra indray hoe te ahiha indray :)
13. booboo ( 28/06/2004 11:32)
14. kinaoly ( 29/06/2004 00:18)
ountssss , nga refa mahia de tsy misy entana fôna, hihihi
oully> aza miraharaha vavan'ol zany fa refa tinjy ny vatanjy ka tsy marary de avelao amzao, ny oul ahita tenenina fôna ane e
15. bichette ( 29/06/2004 06:06)
Maninona tokoa i oully raha manandrana mihinana ireny multivitamines any amin'ny pharmacie ??? sao wa de ny vavoninjy koa no misy tsy mety? tsy voatery hoe re marary anie ny vavony vao atao hoe marary vavony e ! courage aky oully a !
16. bichette ( 29/06/2004 06:09)
oully, misy dokotera izay falehan'olona raha manana problème de poids saingy somary lafo ny consultation, interessée njy ?????
17. oully ( 29/06/2004 16:48)
raikitra bichette ah! mifanao fotoana isika!
18. bichette ( 30/06/2004 14:54)
Nisy dokotera nilaza tamiko hoe "sarotra kokoa ho an'ny mahia ny mampatavy tena toy izay ny matavy te hahia". Tsy nino aho tamin'ny voalohany nefa rehefa tena nandinika satria efa tratran'io dia marina tokoa.

Ankamantatra kely : mahia te hatavy àry i bichette sa matavy te hahia ???????
19. oully ( 30/06/2004 15:26)
bichette> sady tsy te hatavy no tsy te ahiha :)
20. bichette ( 01/07/2004 06:23)
hi ! hi ! hi !

ramaso, diso hi ! hi ! hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2249