te ahiha

1. xxx ( 17/06/2004 20:12)
tovovavy aho ary avy niteraka ,efa ho dimy volana zao ny zanako,nefa izaho tsy mety mihena fa mbola matavy be ohatrant@ ireny bevohoka ireny foana.
mba omeo evitra ry reto fa te ahiha a!!
novalian'i sipagasy ny 01/05/2005 14:11
2. kinaoly ( 18/06/2004 00:53)
tsy haiko kalou raha tokony misy sakafo tsy hoaninao raha mitaiza enao, fa aza minana sakafo matavy be lotra, ny gateaux sy ny namany koa ahenao raha mety(siramamy), de ny legumes sy ny voankazo no atao betsaka, misy plan-na regime aty fa omeko etsy ambany etsy raveo,
de zao koa mampinono ve enao ? io hono mampihena (mandoro ny graisse profonde : kibo, hanche, culotte de cheval), ankoatra izay dia manaova sport , na tsy le henjana be reny aza fa ohatra we jogging kely, de gymnastik kely, abdom matanjatanjaka raha te hanena kibo aingana. ankoatra izay dia milomano koa. raha mety dia ataovy regulièrement dôly ny excercices rehetsa.
ndraindray koa manao retention d'eau enao de manampy anao mandefa ny rano ny sport,
omeko etsy ambany le planning-na sakafo
3. ikaretsaka ( 18/06/2004 03:32)
ny sport ihany fa zany regimee.. zao eee izany tsy mamel raha hifehy tena ihany .. ane mamehy
4. xxx ( 18/06/2004 09:13)
za tsy mampinono kah
5. kinaoly ( 18/06/2004 09:43)
ikaretsaka> za manaiky hoe tsy mampihena raha regime fotsiny fa raha mazoto izy hamehytena tsy maninona, sady tsy regime à proprement parler le izy fa fomba fisakafoana fotsiny : tsy misy planning type fa zao fotsiny ny zava-dehibe :
- 2 sotrokely isanandro ny menaka ilain'ny vatana (rehefa mahandro kaly io an)
- 100g masaka ny feculent (vary, mofo....) isaky ny misakafo (antoandro sy hariva)
- ilaina ny siramamy fa tsy atao be lotra (ohatra sucrerie sy biscuit) fa ny azo avy @ny voankazo na ny avy @ vary na pates. ilain'ny vatana le sucre lent refa manao sport
- raha mety dia ahena ny finana hena sy charcuteries fa soloina tsonjo na akoho (ze tsy matavy any no alaina an)
- minana voankazo sy legumes manta araka izay tinao (raha mety de atao gouter isaky ny noana )
- dia misotso rano tsara koa rehefa manao sport
fa tsy tsara le manao privation hoe tsy minana an'izao sy zao, ny minana @ny ara-dalana no mety indrindra fa amperahana @ny sport le izy.
de zay kalou fa mbola hitady hafa njay za sao mbola misy tsara kokoa.
mazotoa be oooo
6. xxx ( 18/06/2004 13:01)
kinaoly:misaotra betska t@ torohevitra fa de ho rahiko aky a!
7. kinaoly ( 18/06/2004 15:39)
xxxxx tsy misy fisaorana ooooo, mirary ny tsara be ho anao, fa verifer-o kalou ny Indice de Masse Corporelle-nao sao efa normale ny lanjanao ; izao ny fomba fijery anazy :
ny halavanao au carré zaraina ny lanjanao [(taille x taille) divisé par le poids]
dia izao ny dikan'ny valiny mety ho azonao :
latsaky ny 18,5 : mahia lôtsa
18,5 - 25 : antonony tsara (normale)
25 -30 : misy mihoatsa kely
30 - 35,5 : obesité modérée
35,5 - 40 : obesité sevère
mohoatra ny 40 : obesité massive
8. kinaoly ( 20/06/2004 10:29)
erratum : IMC (indice de masse corporelle) = [poids divisé par (taille x taille )]
ohatsa : poids : 50kg, taille : 1.55 m
IMC = [50 : (1.55 x 1.55)] = 20.811
9. bichette ( 21/06/2004 06:10)
Misaotra an'i kinaoly ny amin'ny regime. izaho aloha tsy manao regime fa mahereza i xxxxx. Mila volonté izy io ary dia mahareta hatramin'ny farany.
10. voninkazokely ( 21/06/2004 12:23)
Miasà saina de miferota aina de mahiha ho azy
11. xxx ( 21/06/2004 15:07)
rehefa week-end alefaso mande tsy an-kiato ny RVG fa tsy ahatsiaro noana i xxxx !
12. nananie ( 21/06/2004 15:49)
Tsy misy tsara noho ny milomano. Sady mahazo aina no mihena vetivety. Mereza koa misotro rano. Sport no tena mila atao betsaka fa vetivety de mihena.
13. kally ( 22/06/2004 09:12)
Tantarao eto aloha ny sakafo fihinan'i xxx mba hahitana ny tena olana e!sao manao ohatr'ilay namako izay,mimenomenona be izy fa 120kg ny lanjany nefa izy 1m65 milaza tsy mihinana n'inon'inona ankoatry ny sakafo in-3 izy hay izy ity isaky ny mihetsika coca;coca,Mars lazainy fa angaha hono ireny sakafo,raha tsy izay dia mihinana yaourt be dia be fa hitany t@ pub hono hoe mampahia ireny,sady nihomehy aho no nanao hoe ity tena tsss.aza mba anona ihany ho'a!
14. booboo ( 22/06/2004 13:18)
Ny lomano tsy mampahia fa mandoro ny graisse fotsiny fa lasa nofosana tsara enao avy teo.
15. voninkazokely ( 22/06/2004 17:38)
Ajanony ilay grignote é
16. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:10)
tsy matory 3 andro tonga de 5 kilao koa no lany
17. kinaoly ( 25/06/2004 07:01)
ikaretsaka > hihihi marina ve zany ?
18. ikaretsaka ( 26/06/2004 04:49)
kozy serieux.. za 120 Kilao fa nanao Taksi Brousse dia nanao rythme lavalina herinandro fa 100 sisa tavela
19. kinaoly ( 26/06/2004 12:12)
ikaretsaka> ary elà sady lava no ngeza be kl..........
20. ikaretsaka ( 27/06/2004 02:56)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.487