Bac philo

1. alz ( 17/06/2004 18:39)
Sujet iray tamin'ny Bac philo teto frantsa :
"Doit-on tout attendre de l'Etat?"

Inona ny hevitrareo?
novalian'i alz ny 18/06/2004 09:32
2. unik ( 17/06/2004 19:42)
rah tonga dé ni zava misy no jerena dé on ne doit rien attendre de l'Etat: fitsetsefana fotsiny io!
3. ramoul ( 17/06/2004 20:56)
marina zany fa ry unick amin' ny lafiny afa fa ra amin' ny lafiny afa ndray koa tsy marina satria mila ny Etat ihany ny ponina vao afaka manao zavatra.
4. fijo ( 18/06/2004 00:11)
ny asan'ny Etat dia manao izay ahafahan'ny ts1 1 miady sy mivoatra.fa tsy natao hanome fotsiny izay ilaina rehetra.
5. nati ( 18/06/2004 07:25)
Nanao bac nga Alz?hihihi!misy ny tsy maintsy andrasana @ etat fa misy koa ny zavatra andrasan'ny état@ tsi1ray,zay no maha philo azy,raha ho velabelarina eto dia tsy misy hanoratan'ny hafa intsony sady sao dia mahazo 20/20 eo aho
6. kally ( 18/06/2004 09:30)
Raha hiandry ny fanjakana foana dia izay ilay miteraka "mentalité d'assisté",izay toe-tsain'ny ankamaroan'ny vazaha, nefa misy koa ny adidin'ny fanjakana @ vahoaka na izany aza.
7. alz ( 18/06/2004 09:32)
Nati, mbola amin'ny heritaona aho vao manao ka. Fa izaho aloha mitovy hevitra amin'i Fijo.
Misy mahamarina ny an'i Unik ihany ilay hoe misy tany lasa fitaovam-pivelomana ho an'ny sasany ilay Etat.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1589