ahoana ny fomba nahitanao ny tranokalan'ny namana serasera

1. mimich ( 17/06/2004 12:44)
Mba ahoana tokoa ny fomba nahitanareo ny tranokalan'ny naman e! mahaliana!
novalian'i rambofrau ny 02/07/2004 14:46
2. chipie1 ( 17/06/2004 12:48)
tao aminy google.fr
3. olly ( 17/06/2004 12:55)
olona no nanontaniana hoe inn no mba site gasy mba tsara2 ankoatra ny wanadoo faleha tam'zany, de lisitra maro2 no nomeny fa ny ato gasy petaka daholo fa tsy teny vazaha,dia izay ilay safidy .
4. unik ( 17/06/2004 12:58)
tam n efa namana taloha nefaefa tsy ao tsouny
5. mimich ( 17/06/2004 13:24)
ny ahy indray an! rehefa sendra tsy dia misy asa na sorenan'ny asa iny dia tao ao @ wanadoo.mg saika efa voajeriko sy voavaky daholo ny lhhevitra tao @ forum , dé nikitikitika teo aho, dia nahita hoe annuaire , misy rubriques maromaro ao dé nojerijereko daholo dé farany dé nisy hoe correspondance dia avy eo namana malagasy dia izay noy fomba nahatafiditra ahy tato.
ny an' izay mbola tsy nilaza indray izao!
6. nananie ( 17/06/2004 13:42)
tsy efa fanontanianan nandalo tato ve io?
7. mimich ( 17/06/2004 13:59)
tsy haiko aloha e! eritreritra nandalo dé napetrako
8. angie ( 17/06/2004 14:25)
ny ahy dia tantara lava be. ka mety tsy ho omby eto fa aleo @ manaraka e.
9. booboo ( 17/06/2004 14:33)
ny anà nanala andro fotsiny dé sendra nahita ito raha ito dé zay.
10. nati ( 17/06/2004 16:27)
ny ahy ny nahitako azy olona tany @ biraony, tsy miasa fa ilaozany mi surf de natoniko nojerena kay site gasy no nojereny de zay
11. ikaretsaka ( 17/06/2004 17:47)
pitsikilo ilay nati ity kay
12. ramoul ( 17/06/2004 21:00)
le cosin no nanoro anah an' ty rakyt ray ty de zao tamana zao.
Mahafinaritra mintsy ny site fa dia misaotra ny tompon-andraikitra.
13. fijo ( 18/06/2004 00:15)
za dia tao amin'ny tonga soa sy majunga on line taloha.dia nisy fotoana tsy tafiditra majunga aho dia nikitikitika teo dia nahita hoe site gasy rano iray dia nandramako.dia hitako fa nisy ady hevitra nahaliana ahy tao dia niverenako dia izao za no taraiky indrindra ato.
14. nati ( 18/06/2004 07:29)
Ikaretsaka: tsy mpitsikilo sanatria fa tia jerijery ,aza tratrako manao ny tsy mety ary e!ka tsy nahatsara ary ve ny nahita ny tranok'ala serasera e!
15. rixes ( 18/06/2004 10:19)
tsara ilay izy ka! miandry izay mba hanokatra hafa indray e! sa efa misy hafa indray any ?
16. rixes ( 18/06/2004 10:20)
tsara ilay izy ka! miandry izay mba hanokatra hafa indray e! sa efa misy hafa indray any ?
17. hendry ( 18/06/2004 15:53)
Efa nolazaiko ny ahy satria efa nandeha teto ilay fanontaniana:-)
18. rambofrau ( 02/07/2004 14:46)
Sendra nicklick fotsiny de par hasard de tamana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0101