dietetika

1. kinaoly ( 14/06/2004 19:24)
mahasalama ve ny fomba fahandro malagasy ?
misy milaza hoe masaka loatra ny sakafo malagasy dia very ny vitamines ao anatiny, misy milaza koa hoe tsy mampatavy hono
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:58
2. ramoul ( 14/06/2004 19:49)
Ny fahandro gasy aloa amiko dia mahasalama é! satria tsara masaka avokoa ny zavatra zay andrahoana rahetra,sady tsy mampatavy fa voalanja avokoa ny kalôry miditra amin' ny vatana ary mampatanjaka.
3. karine ( 14/06/2004 20:05)
za ndray maita hoe ny sakafo gasy tsy de varié lotra
4. hery ( 14/06/2004 20:38)
Ka zay kou no maha dietetika azy. Tsy dia be filirony loatra dia tsy mampatavy.
kinaoly> mila manena tena tokoa elah hahaha
5. kinaoly ( 14/06/2004 21:01)
hery> iza no lazainlà fa matavy ?
elà mila manisy tavy kely fa tsy misy tsongona lol
6. bichette ( 15/06/2004 15:49)
Ny sakafo gasy hitako hoe tsy equilibre "indraindray" satria feculent be fotsiny daholo indraindray. Ny tsirony kosa aloha dia ankafiziko rehefa tena hay ny mahandro azy e ! resaka equilibre alimentaire no tsy ampy. Sa ahoana hoy ianareo ?????
7. bichette ( 15/06/2004 15:51)
Za tia sakafo gasy ...; rehefa sendra mba manasa ahy hisakafo ianareo ..... hi ! hi ! hi !

mahasalama ny sakafo gasy ka ! sa ????
8. jhouhlambout ( 16/06/2004 11:24)
mahasalama sady équilibré tsara
9. ikaretsaka ( 17/06/2004 04:00)
nahandro gasy tsy atao masaka tsara ny legumes.. iznay n tsara sady dietetika no maha lava
10. kinaoly ( 18/06/2004 09:45)
ikaretsaka> marina izany,
be menaka kou ny nahanjo gasy an (njinja refa mahanjo ravitoto zay)
rahovina bichette no asaiko hinana ravitoto zany ? hihihi
11. kinaoly ( 18/06/2004 09:46)
ikaretsaka> marina izany,
be menaka kou ny nahanjo gasy an (njinja refa mahanjo ravitoto zay)
rahovina bichette no asaiko hinana ravitoto zany ? hihihi
12. kinaoly ( 18/06/2004 09:46)
ikaretsaka> marina izany,
be menaka kou ny nahanjo gasy an (njinja refa mahanjo ravitoto zay)
rahovina bichette no asaiko hinana ravitoto zany ? hihihi
13. kally ( 18/06/2004 11:43)
Mahasalama ny sakafo gasy kah!Ny ahy izao sakafo gasy no nahalehibe ahy nefa aho mbola velona foana sady tsy mbola narary be nifamonjena tany @ hôpitaly izany.Izaho koa tsy matavy,mahery miasa sady mba marani-tsaina ihany nefa anie dia vary sy laoka no ady eo e! sa tsy mahasalama izany aminareo?
14. alz ( 18/06/2004 13:45)
Matsiro ny sakafo gasy fa raha resaka fahasalamana tsy voatery. Be menaka loatra, vary foana fa tsy dia ampy legumes firy. Hena no betsaka fa tsy tsondro.
Tsy voatery hoe tsy mampatavy dia mahasalama fa tsy complet ny fijeriko ny sakafo gasy satria tsy variées firy.

Kally > tsy matavy, mahery miasa sady maranitsaina.Hm! Tsara ny sakafo gasy raha izany kle.

15. booboo ( 01/07/2004 08:18)
kally> hihihi ekena tanteraka !
16. kally ( 02/07/2004 07:31)
F'hita ho'a ry Alz sy ry Booboo,
I dook my ten (teny anglisy io;amin'ny teny gasy izy hoe mandoka tena aho).lol
17. bichette ( 02/07/2004 14:17)
miam ! miam !ravitoto sy hena-kisoa asiana coco
18. pitchou ( 02/07/2004 18:58)
za aloha d sakafo gasy 100% no nahabotrabotra ahy toy izao e! asa izany na tsara na tsia?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1197