Takelaka Ny Eja

1. hery ( 14/06/2004 07:36)
i Ny Eja dia mpanoratra an'ireo tononkalo anisan'izay ankafiziko rehefa lasa hira (Teny mamy - Tovo J'hay). Namoaka site vaovao izy ka tiako zaraina amintsika eto.

http://www.nyeja.ht.st

Euh, namana ato i Ny Eja ary misy tononkalony maromaro ao amin'ny vetso.serasera.org

Misaotra noho ny kanto atolotrao e.
novalian'i chipie1 ny 17/06/2004 08:28
2. six ( 14/06/2004 09:00)
misaotra an!!
3. oully ( 14/06/2004 15:14)
Mahafinaritra mihitsy ity mpanoratra ity.
4. ramoul ( 14/06/2004 20:09)
dia misaotra nampita ry hery
Ho lava andro hiainana anie i Eja ary hanotra tononkalo ho an' ny namana rehetra.
5. aladin ( 15/06/2004 05:23)
hay ve ny eja vehivavy e!!?
6. jhouhlambout ( 15/06/2004 11:17)
;-)
7. chipie1 ( 17/06/2004 08:28)
mankasitraka anao amilay tononkira " teny mamy" izay iany alou no tena aiko. Mafinaritra ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1649