ary toa lasa lafo be ny fiainana e

1. joda ( 10/06/2004 11:35)
be ny olon ano mimenomenona fa lafo be ny fiainana any dago
novalian'i kitjo ny 14/06/2004 06:17
2. ari.malala ( 10/06/2004 12:43)
Ka efa tsy zaka intsony anie ny fiakaran'ny vidim-piainana aty ê! Misondro-bidy andro aman'alina ny zavatra rehetra aty! Izao izao dia efa 1500F ny frais, tsy hitako, miakatra daholo izao tontolo izao, izay angamba ilay hoe ento miakatra ity firenena ity dia miakatra ny vidim-piainana.
3. samoina ( 10/06/2004 13:02)
Mba omeo ohatra vitsivitsy eto hoe mba hiaraha-mahita ?
Vidin'ny tokom-bôtabia, akondro, anandrano, kapôkam-bary, hena, ...izay mba azo omena eto e !
4. joda ( 10/06/2004 13:12)
ny essence aloha ny henoko dia 8000eo ho eo ny litre
ny coursen'ny taxi ambany indrindra 8500..
sns sns..e
ny frais moa dia io mitady hisondrotra 1500 io
5. six ( 10/06/2004 14:45)
refa le carburant no miakatra d miara-miakatra amin'iny daholo e!!! n'innn n'innnn
6. ramoul ( 10/06/2004 16:08)
Ra ny fiakaran' ny essence aloha dia normal satria efa hatrany ampotiny io zavatra io no tsy misy nohon' ny ady izay mbola tsy vita dia mba miakatra kely ny vidina essence.
Raha ny frais miakatra ndray dia mbola rariny ihany satria tsy afaka mividy gasoil ny bus ra tsy mampiakatra frais ry zareo.
7. sipagasy ( 11/06/2004 07:15)
ka efa nidina ihany izao ny barilla @ solitany ka dia hidina ihany koa izany ny vidim-piainana any amintsika??? (~32$) omaly io
8. rixes ( 11/06/2004 07:17)
marina fa normal ny fiakarany essence de miakatra ny fiainana fa na izany aza de tsy zakany gasy io zavatra io , de ho hita eo ny tohiny .....
9. chipie1 ( 11/06/2004 11:41)
ary ny karama ve am zany mba miakatra??
10. booboo ( 11/06/2004 11:54)
ny karama tsy miakatra, ny bourse sy ny équipement tsy miakatra ! terrible !
11. kitjo ( 14/06/2004 06:17)
Atsy @ilay lohahevitra ambony atsy ny hevitro momba an'io

le resaka petrole indray aloha na oe midina aza ny cours omaly na afakomaly.... tsy tonga dia hihatra eo no ho eo satria ny ampiasaintsika mbola mila fotoana fa tsy ilay vao namidin zraeo androany d tonga any amitsika rahampitso....

raha tsy mievrina miakatra ny fmg koa anefa tsy hiverina @ laoniny ireo satria be loatra ny entana importes ao Dago, izay vidiana @ devises, devises mbola hatakalo fmg...bla bla bla

Tsy manome tsiny aloha aho satria marina dol reo voalazantsika ireo kanefa tsy tokony ho zatra mitsikera fts ihany koa fa tokony mahalala ny antony aloha,
tsy haiko e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3575