vita sinoa

1. xxx ( 09/06/2004 20:46)
efa mahazatra lé hoe zavatra vita sinoa hono morasimba, ohatra hoe: kiraro, appareil, sns... dé lasa ny eritreritra hoe mba aôna zany ny amin ireny sipa sinoa reny?
novalian'i joda ny 19/06/2004 10:49
2. mumu ( 10/06/2004 18:51)
andramo de tantarao avy eo e!!
3. fijo ( 10/06/2004 23:57)
efa hay io blagy io e
4. ikaretsaka ( 11/06/2004 00:00)
mi blagy indray ireto fa tsy manana sipa sinoa
5. kitjo ( 11/06/2004 11:47)
hihihihi
oh manana sipa sinoa ko ty ikaretsaka,hahha

sao miteny2 foana eo fa bedy an
6. kitjo ( 11/06/2004 11:47)
xxxxx> andefesana ve? ianao aza miafina koooooo
7. six ( 12/06/2004 07:29)
k'efa hita marina wa le blagy amin'io we vao in1 d simba looolllll
8. kitjo ( 12/06/2004 10:33)
sipa 24h ve?
9. six ( 14/06/2004 09:42)
ka 1 andro d simba hono kou
azonao hihihih
10. kitjo ( 14/06/2004 09:55)
hhhmmm, mba naharitra ray andro aza,hhihi
11. fijo ( 14/06/2004 22:47)
izay izany izao no filaza ny sipa azo any amin'ny bal pop.
12. kitjo ( 15/06/2004 17:31)
sipa vita sinoa ve?
sipa ...heure(s),araka2 ny ol
13. fijo ( 15/06/2004 23:11)
aleo atao hoe vita sinoa dia mba hafaka amin'izay ilay fisainana vita gasy e.
14. unik ( 16/06/2004 12:29)
fijo> sur e!
15. fijo ( 16/06/2004 20:53)
hita amin'io izao fa tsy ny vita gasy intsony izao no fopla fa ny vita n'ny hafa indray.
16. ikaretsaka ( 17/06/2004 17:49)
hevitra koa izay.. gasy ka manja e
17. fijo ( 18/06/2004 00:16)
izay indray izao no tokony hamafisina momba ny vita gasy.
18. unik ( 18/06/2004 19:43)
gasy ka tiako, vita gasy no fidiko!!!
(io no faneva zany e!)
19. joda ( 19/06/2004 10:49)
anaovana in1 mandeha koa ny sipa gasy dia simba hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4558