Mafia malagasy

1. saho ( 04/06/2004 17:07)
O! Ry zareo
angaha tsy loza fa misy mafia manaraorao-paty manotrona ny fandevenana miaraka @ tompon'ny fahoriana dia mangalatra radio auto sy automobile. Ny fahitany ny misy fahoriana hono dia any @ Internet sy gazety miseho isan'andro. Ka izao asio alarme na mpiambina toa ny polisy mihitsy ny fomba fandevenana fa dia tena professionel be ireo mpangalatra manaraoraotra. Loza fa mbola miseho foana ny fahantrana isankarazany
novalian'i sobika ny 20/07/2004 11:47
2. fatsoraly ( 04/06/2004 17:25)
Ka ry Alberto mbola variana t@ angovony kale!

Atao inona polisy fa mividiana "ordre national" fa toa vidiana koa izy io kay eto amintsika fa tsy omena izay olona mendrika azy.

Arafat aza moa nahazo "Prix Nobel de la Paix"
3. nikopol ( 04/06/2004 20:32)
Saho : inona ny hidiran'ilay mafia amin'ilay resaka?
4. saho ( 05/06/2004 09:50)
Ny fomba fiasany dia toa ny mafia hono. Misy fahoriana mantsy t@ iray volana olona fantatray no maty dia nalevina, teny am-pandevenana teny hono no nararaoraotin'ny mpangalatra, ireo mafia izany nalainy avokoa ny auto-radio sy ny kojakoja automobile sns... Tonga @ fitenenana hoe nandalo ramanga ka may ny tanana. Aza tratrany ihany fa raha tratra ianao dia mba hampitandremo na omeo torohevitra ny manaraka na izay olona fantatrao
5. chipie1 ( 06/06/2004 08:24)
zany ilay oe manararaopaty!!
tsss. toetsaina mirefarefa am tany mintsy zany!!!!
6. ramoul ( 06/06/2004 20:54)
marina ny an' i cipie1.
Tena ratsy toetra kou zany klé; efa mandevina ve ny sasany de ny afa kou mbola mangalatra ao amin' ny mpandevina? tsy mety mintsy zany klé.
Ra zah aloha no mahatratra dia esoriko mintsy nybiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiip( tsy afaka miteny ratsy zah)
7. kitjo ( 07/06/2004 07:06)
za aloha d efa in2 tratra t@ fandevenana fa ny fanafodiny dia aleo asiana olona mijanona anaty fiara e

Raha tsy fandevenana efa in4 koa aho tratra fa ny niafarany moa d tsy nasiana radio tsn ny tobil

Aiza ve ka tany am-piangonana avy no misy maka,
Misy tobil zay eo Analakely @ le mpanao telephone ireo no tena mpivarotra radio halatra satria za mody nanontany teo,
Vao misokatra ny malle d hitanao ao aby rehefa karazana autoradio na vaovao na tonta, misy aza ilay facade lohany kely iny fts.

Tsy vanona!!!!!!
8. samoina ( 07/06/2004 07:57)
Ary i Kitjo izany angamba efa fantatry ny mpangalatra tsara hoe : Iny indray le vola mandende rizalà fa andao arahina a ! ". Tokony haka gardakôr mintsy enao angamba an ! hihi
9. kitjo ( 07/06/2004 10:47)
Tena serieux zany fa za zay efa in6 voa,
sady ny mahagaga dia misy entana ahaf ao fa iny ihany no nalaindry zalahy

naleoko mitsy tsy nasiana tsn kooo,mikaarma ho azy fts,
Zareo ange le eny am-pandevenana d tena mianjaika be oh ol rht mitsy e..

t@ le tany Dorodosy zay nandeha 4*4 Nissan Patrol le court chassis rney zareo fa efa lasa vao nisy niteny,ttssss
sady tsisy firy minitra akory an
10. jhouhlambout ( 07/06/2004 14:50)
danz b zany lé
11. sobika ( 20/07/2004 11:47)
tantara ratsy koa zany ka!!! mpanararaompaty mintsy! ka tsika moa gasy de manana finoana manokana ny hoe tody , todimpaty hono zany faty. Fa de refa mandevina tsika tsy nisy naka zany ny autoradio mety hoe le tary io no mpilaiso teo @ tanana!!! mazava ho azy fa le bandibandy reny no resahana eto fa tsy le dadabe sy nenibe mody reny an!!!!! kayyyy aza misy eny zany!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1759