mitady recette fanaovana godrogodro

1. cutie ( 01/06/2004 18:50)
zay mahay manao godrogodro na manana recette nareo mba omeo ahy azafady . Misaotra mialoha.
novalian'i booboo ny 08/03/2005 18:37
2. ftma ( 01/06/2004 20:45)
salut cutie,manana recette aho fa mbola tadiaviko, misy vary azo anaovana azy ve aloha any?
3. fijo ( 02/06/2004 00:54)
lazaiko eto rahampitso fa efa te hidodo aho,fa mora ny manao an'io.
4. cutie ( 02/06/2004 13:55)
ftma, misy vary anaovana azy aty ka. Dia misaotra mialoha akia a.
5. booboo ( 04/06/2004 10:28)
mbola matory fôna ve fijo hatr@ zao lé ! miandry ilay recette ny tanàna ô
6. xxx ( 04/06/2004 10:45)
@ efatra maraina ve fijo mbola eto ihany. danz be njay zany !!!!! manja eh
oully
7. ftma ( 05/06/2004 20:45)

Io ary le recette fa aza hadino ny mitondra ny anjarako cutie rehefa mahavita ndry.
GODROGODRO
400g de farine de riz
2 boîtes de 400ml de lait de coco
300 g de sucre
2 sachets de sucre vanillé
6 cardamones écrasées
1 bâton de cannelle

Dans un récipient mettez la farine, sucre, vanille, cardamones. Mélanger soigneusement, verser le lait de coco. A l’aide d’un fouet mélangez jusqu’à obtention d’une pâte lisse. Introduire la cannelle.
-Versez la préparation dans un moule à tarte de 27cm de diamètre.
-Faite cuire à four chaud thermostat 200 pendant 1 heure.
-Servir froid.
8. cutie ( 06/06/2004 18:30)
merci ftma.
Tsy adino ny anjaran-dry ka. ateriko any mihitsy. hihihi.
9. ftma ( 07/06/2004 08:24)
ramaso, misy recette zany gidragidra zany?
cutie, miandry andry hitondra ny hajarako izany aho.
10. cutie ( 07/06/2004 18:18)
ramaso, omeo recette gidragidra ary za e
11. methode ( 07/06/2004 20:37)
Cutie aza hadino ny godrogodro ko an!! Bon appetit
12. ftma ( 08/06/2004 13:21)
Methode, izaho aloha no mahazo zay vao manome olo-kafa cutie.
Cutie miandry ilay recette gidragidra koa aho fa i ramaso toa tsy mahay akory.
13. cutie ( 08/06/2004 18:21)
ftma, nankaiza ary ramaso tsy hita @ le gidragidra. Sao de efa lasa ginagina njay ary.
methode, tara enao de efa nomeko an'i ftma ny anjaranao. lol.
14. fijo ( 08/06/2004 21:47)
azafady fa izay aho vao tonga ato indray fa variana tary amin'ny resaka hafa tary.kay io efa nisy nanome.mety io efa voalaza io ka.
15. ftma ( 09/06/2004 11:20)
fijo raha ianao no andrasana maty noana, misy mahay mofo baolina ve? mba hampifadimiasana @ godrogodro sao leo eo.
16. cutie ( 09/06/2004 16:17)
ftma, tsy aleo ve mofo sakay njay no tadiavina?
Le ramaso tsy hita intsony. Tys nahita gidragidra angamba. hihihi
17. chipie1 ( 09/06/2004 16:32)
ity ndray aza ny mofo bôl!
atody3
la farine 250g ( 1 bôl )
sucre 150g (1 vera kelikely )
levure atsasaky ny sachet iny
kapohina miaraka ny atody, sucre levure atao am mixeur tena mety de refa tsy mamasipasika iny ilay sucre zay vao arotsaka ny la farine,
De refa endasina atao betsaka ny menaka , atao moramora ny afo fa manjary tsy masaka ny ao anatiny
18. cutie ( 09/06/2004 18:05)
merci chipie1.
Andramana njay io. ary ny mofo sakay ve misy any?
19. ftma ( 10/06/2004 13:43)
Misaotra betsaka chipie1, andeha anao mofo bôl mihitsy aho androany atao goûter.
20. cutie ( 10/06/2004 21:34)
Ftma
De aza adino ary ny anjarako @ zany a. Mbola tsy mety vita fona le godrogodro htramin'zao. hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6532