Mitady asa tena izy?

1. fatsoraly ( 29/05/2004 15:23)
Mily olona polyvalent:

http://www.mossad.gov.il/
2. sipagasy ( 29/05/2004 16:03)
ka mila mpandika teny klouuu é! hi!hi!hi!
3. fatsoraly ( 29/05/2004 16:08)
Ooops!

http://www.mossad.gov.il/Mohr/MohrTopNav/MohrEnglish/MohrAboutUs/ misy dikany @ teny angilisy.
4. voninkazokely ( 31/05/2004 12:39)
Ary amin'ny teny gasy ry fatsoraly?
5. xxx ( 31/05/2004 12:53)
voninkazokely>hiasa sa hiandry karama tsy nisasarana fa tolora-potsiny?
6. jhouhlambout ( 07/06/2004 15:11)
Hanao James Bond ho an' Israely ve? ... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3105