mandrapanoratra vetivety.....

1. kitjo ( 29/05/2004 12:59)
Miala tsiny ho an' izay manoratra fa tsy afaka miditra matetika intsony aho fa tsy miavona araky ny lazain'ny sasany akory.
Manao veloma vety2 fts fa refa sendra misy fotoana kely miditra ihany mamangy forum na 10mn.
Mazotoa aby
novalian'i xxx ny 14/08/2004 05:42
2. chipie1 ( 31/05/2004 08:45)
tsy misy hifanomezantsiny akia zany ny zavadehibe de ny tsy fanadinoina ny namana
mazotoa kou e!
3. voninkazokely ( 31/05/2004 12:19)
Mandrapanoratra vetivety indray ary akia a!
4. oully ( 31/05/2004 20:31)
dé mazotoa akia dé bizzz an
5. fijo ( 01/06/2004 00:08)
de akia,de akia an,de akia an.ndzy an.fa miverena rehefa vita izay atao any an.
6. ravatorano ( 05/06/2004 11:48)
fijo hihihihi
miverena malaky fa aza miditra folo minitra zany fotsiny.
Eo ampiandrasana an ilay film vaova mitondra ny lohateny hoe le retour de kitjo zany sika rhtr
7. kitjo ( 05/06/2004 12:52)
hahahhah
za ary ato foana koooooo
ka taloha aho mandany tapak' andro manontolo eto foana satria tapak'andro ihany no mianatra

d zao tsy afaka intsony fa ny ordi nefa mandeha foana, d mba isaky ny 3h eo miditra kely mamaly hafatra sy forum 10 d miala

refa tsisy fika mangalatsa miditsa @ telefone aza, fa sao tsy mihinan-kanina eo nefa @ faran volana ,hiihih
8. fijo ( 12/08/2004 20:08)
midira fa aza mangalatra e.ih,ih,ih
9. pitchou ( 13/08/2004 00:10)
ary elaela tokou njy tsy hitako an!
10. xxx ( 14/08/2004 05:42)
tena mbola mikatroka fa kouklou
Efa tonga aby koa ny ekip solide reo k,hiihhihi

kitjo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4308