Ndao mba hiteny RAINIBOTO

1. mijo ( 29/05/2004 12:22)
Maninona raha mba mifampiresaka @ fiteny vahiny indray isika e ?.Nosy manko ny Nosintsika ka tokony hahay fitenim-pirenena hafa isika.
Izay tianareo na Anglais na Allemand fa mety daholo.
Bye
novalian'i fatsoraly ny 10/07/2004 14:59
2. sipagasy ( 29/05/2004 13:34)
Ka ny ato @ tranonkalantsika anie ka efa natao hoe teny malagasy ranoray é! ka any an-kafa re manontany sao mba mety hisy hihaino anao ihany any é! tsy tezitra aho akory ann hi!hi!hi!
3. fijo ( 31/05/2004 23:50)
marina tokoa io voalazan'i sipa gasy io.fa raha toa ka teny vahiny no hatao ato,efa ela izahay no tany amin'ny tranon kala vahiny.
4. tsilan ( 01/06/2004 02:20)
ity ary misy teny rainiboto mba haiko eh
" Nda'njay r'tsam hik'divaka kely, fa tena tsss' mlam mints ny nanata ah. Ny njavan'kaol zao tena klitika kely ka tena tsss mahabab an'ren vam mikatra'ta ren mintss"
Teninay Rainiboto eto ...
Raha aty ambony indray izao toy izao "Rija vak didy mess nja makaimka"
5. fijo ( 01/06/2004 23:29)
dia tena lanin'ialahy marina izany teny izany ka.mahazotoa e
6. joda ( 19/06/2004 10:48)
V...ich liebe dich
7. yonikafopl ( 19/06/2004 11:40)
hafa ihany ny teny malagasy e! tsy misy mamy toa io, ka aleo ilay tenindrazana ihany no ampiasaina hifampiresahana eto.
8. rambofrau ( 02/07/2004 14:50)
Sarotra be ny teny Rainiboto,fa i Mijo angaha miteny Rainiboto????
Afaka mifampiresaka @ teny Rainiboto izany isika syenao.
Bis Dann.
9. fatsoraly ( 03/07/2004 13:52)
Gutem Tag!
Mercedes, Volkswagen, Audi, Opel, Porsche, Bosch.
Auf Wiedersehen.



10. fatsoraly ( 03/07/2004 18:06)
Bayerisches Motor Werkstadt

BMW
11. booboo ( 03/07/2004 18:48)
hihihihi sehr gut fatsoraly !
12. fatsoraly ( 03/07/2004 18:52)
booboo> danke! hahaha
13. booboo ( 04/07/2004 09:42)
nicht zu danke ! zany mou ilay famaly an'izany ? hihihihi
14. fatsoraly ( 04/07/2004 18:57)
anontanio i Mijo
15. fatsoraly ( 10/07/2004 14:59)
ary i mijo angaha lasa any @ Goethe Institut fa toa tsary hita tsotry?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3896