émotikôna

1. olly ( 24/05/2004 08:54)
o ry hery a !
tsisy moyen azo hanasisihana émotikona ve le forum éee! nrindrandrindra le ao am' hatsikana sy lalao!!!
novalian'i booboo ny 28/07/2004 05:50
2. kitjo ( 24/05/2004 08:56)
hahhaha
raim kley njy d nahasoratra,
marina tkou zany ry Hery
3. donemaskit ( 24/05/2004 16:43)
Tohanako tokoa ilay hevitra.

Indraindray ohatra misy olona mananihany nefa raisin'ny hafa @ fo, na zavatra ohatran'izay.

Sady @zay fenointsika tsiky (dia ampy) be de be ilay forum !
4. hery ( 24/05/2004 18:19)
voaray :)
5. fijo ( 25/05/2004 21:58)
azafady ry zareo fa inona ilay"emotikona" kay
6. chipie1 ( 26/05/2004 18:36)
fijo: tonga de oatra no ilazako azy,

otrany oe raha te hime ianao de au lieu de manao hihihi ianao de mametraka ilay sarikely mitsikitsiky
clikenao fotsiny de basta ...
7. hery ( 26/05/2004 18:58)
Emoticon = Emotion Icon

Lé sary kely ao amin'ny hafatra ao amin'ny namana anehoana ny fihetsehampo.
8. xxx ( 27/05/2004 12:33)
raketo na dé ho fahatsiarovana an'i olly aza eh
9. ikaretsaka ( 27/05/2004 20:42)
zany hono
10. hery ( 27/05/2004 22:41)
:) fa manin anareo foana ary iny zanakoul iny tssss.
ok ok... inona avy ary ny zavatra nangatahan'i olly fa atao ho fahatsiarovana azy (ankoatran'izay fangatahany personnel taty amiko raha nisy hihihi)
11. olly ( 17/07/2004 08:34)
ooooooohhh isaorana i hery am'le sary kely ireto eee! :o :D
12. hery ( 17/07/2004 09:07)
Tsisy fisaorana olly
:-* bee mintsy
13. olly ( 17/07/2004 09:13)
mmmmmmm :-*
14. kitjo ( 18/07/2004 11:52)
:arrow: :?:
15. kitjo ( 18/07/2004 12:35)
hihhhihihihi
sao d mbola mangalapinana mijery tatoo v i Hery?
sa sao d ataon Hery emoticon ny sarin le tatoo d sady mijery no mahatsiaro,hihiihihiih
16. olly ( 18/07/2004 13:30)
kitjo < inn io ? :wink:
ramaso < inn nray ? :-D :-D
17. jhouhlambout ( 27/07/2004 23:02)
:( :wink: :-D :-P :^) :{
18. booboo ( 28/07/2004 05:50)
;-) :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2663