manomboka leo ny olona..

1. joda ( 20/05/2004 07:24)
tokony hitandrina ny mpitondra
novalian'i rixes ny 10/08/2004 06:59
2. fijo ( 20/05/2004 23:23)
marina izany fa efa tena tsy lasa intsony fa mafy loatra no mahazo azy ko.
3. ravatorano ( 21/05/2004 07:56)
tsy fantatra tsony ty fataloha mantsy dia lazaina fa ny manodidina ny filoha no filou fa manoro hevitra vilana azy toy ny tamin ny andron ny Prezidà Tsiranana,Ratsiraka,Zafy.....
Amizao indray dia ilay filoha mihitsy no lazaina fa tsy mba mandray ny torohevitra avy amin ireo mpiara miasa aminy ka mahatonga izao fiainana izao.
Manomboka leo tokoa v ny olona ?
Mampanahy tokoa ilay fisondrotry ny zava drhtr ary mbola ho avy koa ny fiakran ny frais.Ny amin ny taxi b anie zao sisa tsy misondrotra fa ny an ny zotra nasionaly na rezionaly efa nidangana dhl hany ka tsisy te hanao vacances izany tsony.Voalaza ary fa dia hiverina amin ny laoninny io fiakaran ny vidim piainana io manomboka any amin ny volana jolay ary dia ny filoha mihitsy no nanamafy izany.
D mahareta fotsiny ihany.
Sarotra b tokoa satria mikamenona dhl ny olon drhtr izao ary dia efa manomboka mivorivory eny rhtr eny.
Ny tena olana anie dia izao e : ohatran ny tsisy olomanga tsony eto fa raha ireo mpanao politika amizao fotoana na dia ireo va nisondrotra aza toy ny avy ao amin ny tim dia ny omaly tsy miova ihany ny fihetsiny sy ny fitondrany na ny antoko na ny firenena satria ny tim no maro an isa amin ny rafitra rhtr dia izay no hitenenako izany.
d asa toko aloha fa very saina ny tena
4. ikaretsaka ( 22/05/2004 04:06)
izay mihitsy ry ravato
5. fyjl ( 22/05/2004 06:43)
Marina tokoa fa ny mahareta dia fiteny ary ny faharetana dia mila finoana. Efa tsy mety tsony le minoa fotsiny ihany satria manomboka tsy mahalala ny haleha ny mpandeha. Mila fanazavana matotra sy mazava ny vahoaka. Sarotrany mandeha mitapi-maso.
6. fijo ( 26/05/2004 20:12)
io resaka maroan'isa be io aloha dia tsy hampandroso na oviana na oviana e.arema,tim,
tsara raha asiana fikaonan doha hananganana rafitra na sata politika mazava ao mada,dia tsy hiseho intsony amin'izay ity mivangongo isaky ny misy tafakatra ity.
7. rixes ( 10/08/2004 06:59)
mino fotsiny ihany na efa lasa 10000ny kg ny vary de 15000ny L essence e!
minono fotsiny ihany ! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3358