You are here: home > Forum

Festival de Cannes 2004

Lohahevitra : Sarimihetsika
Fitohizan'ny hafatra : Val : Festival de Cannes 2004
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2
donemaskit - 24/05/2004 18:35
> Shrek 2
Film de Andrew Adamson
Avec : Mike Myers, Eddie Murphy, Cameron Diaz, Julie Andrews, John Cleese, Antonio Banderas
Histoire
Au retour de leur lune de miel, Shrek et Fiona découvrent une lettre des parents de la princesse les invitant à dîner en leur modeste demeure du Lointain Lointain Royaume.
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 24/05/2004 18:35
> The Ladykillers
Film de Joel et Ethan Coen
Avec : Tom Hanks, Irma P. Hall, Marlon Wayans, J.K. Simmons, Tzi Ma
Histoire
Pour accomplir le casse du siècle, le professeur Goldthwait Higginson Dorr a élaboré un plan infaillible, et réuni un gang de soi-disant « experts »...
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 24/05/2004 18:36
> The Life and death of Peter Sellers
Film de Stephen Hopkins
Avec : Geoffrey Rush, Charlize Theron, John Lithgow, Stanley Tucci, Emily Watson
Histoire
Une évocation de la vie du célèbre acteur britannique Peter Sellers, connu notamment pour son interprétation de l'inspecteur Clouseau dans la saga La Panthère rose.
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 24/05/2004 18:36
> Tropical Malady
Film de Apichatpong Weerasethakul
Avec : Sakda Kaewbuadee, Banlop Lomnoi
Histoire
Le duel amoureux d'un jeune soldat et de son amant.
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 24/05/2004 18:38
(source : yahoo)

Ny tena tiako t@ ireo dia ny ankamaroan'ilay aziatika (Nobody Knows, Ghost in The Shell...) , Shrek 2 !!! sy Ladykillers...
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 24/05/2004 18:40
Ilay doc nataon'i Michael Moore, mbola tsy vita h@ farany fa toa mbola miandry bandes avy any Irak raha ny henoko. Tena tsara io ka !!!

Mampiomehy ry zalahy lay milaza hoe aza mifidy an'i Bush, rehefa mahazo ny fitenenana !
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 26/05/2004 00:11
tsy anjarany iny fa raha ilay doc dia milay.ny vahoaka no hitsara azy avy eo.
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 26/05/2004 05:10
waaa
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 26/05/2004 21:26
"waaa" lé Moore ve ? za tena mbola tsy nahita ry nao a !! lé extraits kely reny fotsiny, 2 h be zao hono lé izy ?
Valio | Miverina eny ambony
jhouhlambout - 27/05/2004 09:32
ka milay io e!
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 27/05/2004 10:11
Raha mahita distributeur any USA izy io no tena bômba !
Valio | Miverina eny ambony
admin - 28/05/2004 07:25
Manomboka androany vao mivoaka en salle aty Italie daholo ny film nandeha t@ Festival de Cannes. Asesiko jerena aloha dia ho hita eo.
Ilay Troy toa mediatisé be...
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 28/05/2004 15:28
lé Troy nandaniana vola bé mihitsy !! ka ma hi-rentabiliser-na azy dia tsy maintsy mihetsiketsika ry zalahy.... Rehefa hitan'ise, dia ambarambarao eto ny tena fihetsehampo an ?!

oké!
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 28/05/2004 23:46
tsy ratsy i troy aloha na izany aza e... asa raha hahazo prix @ oscars sns
Valio | Miverina eny ambony
donemaskit - 04/06/2004 21:19
meilleurs réalisateur, effets visuels, décor ... zavatra ohatr'zany zao no tokony hazony. Rovina moa ila oscars ?
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2