Top University

1. fatsoraly ( 18/05/2004 07:42)
Iza kay no mahay teny allemà afaka mandika an'ito?
http://www.stern.de/campus-karriere/uni/index.html?id=522640&q=tübingen

Ho anareo izay nianatra tany, marina tokoa ve ny voalaza ao? Mba andeha ho any mantsy raha mahasoa.
Misaotra
novalian'i ramaso ny 07/06/2004 03:07
2. kitjo ( 18/05/2004 08:13)
Za mahay fa kely,hiihiih
d mety le anaran le trano fts no hovoadikako,lollll

fa aona aloha fatsoraly no mahalala oe Top university le izy e
D oe "marina tokoa ve ny voalaza ao" fa ngah fantatrao iany ny voalazany ao e?
3. ramoul ( 06/06/2004 20:57)
euh...euh.....euh tsy mahay alléma zah fa ra tsy zany de nolazaiko anao ny dikany ry fatsoraly hihi.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0986