fikambanana

1. nykanto ( 17/05/2004 15:17)
Faly maiarahaba antsika,
Diso toeran izy ity ka adikako fanindroany indray eto :
Tiako hampidirina ity lohateny ity eto, ary inoako fa manana ny lanjany koa eo amin'ny sehatry ny kolontsaina malagasy, izaho dia mpianatra ho mpikaroka malagasy aty ampita, sady manoratra ihany koa amin'ny fiteny malagasy sy frantsay, te-hanangana ny fikambanan'ny poeta malagasy aty ampita aho, ary raha toa miantefa aminao izany dia mba anoraty aho ao ami'ny adiresy nykanto@hotmail.com ahafahantsika mifandray sy mifanakalo hevitra, n'aiza n'aiza misy anao rahefa ivelan'i Dago ka poeta sady maniry ny hivondrona dia io izany ny sosokevitra fa efa misy, mandrampiresaka
novalian'i toetra ny 30/08/2004 13:57
2. ramoul ( 01/07/2004 13:54)
Dia misaotra fa voaray ny fahatra ry Nykanto
3. bichette ( 02/07/2004 06:59)
Dia miombon-kevitra tanteraka an'i nyKanto mihitsy
4. toetra ( 30/08/2004 13:57)
Marina loatra izany !
Atambaro ny hery mba hanaovan-javatra tsara sy mahasoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.136