fihaonana any gruissan

1. xxx ( 16/05/2004 12:08)
ohatran'ny isa-taona dia ho avy ndray ny fihaonana any gruissan @ week-end ny pentecote dia mba tongava maro sady mba occasion hihaona-tsika rehetra aty lavitra aty e , zay matsiaro an'i gasikara
novalian'i oully ny 16/05/2004 16:22
2. xxx ( 16/05/2004 15:43)
aiza zany gruissan?
3. oully ( 16/05/2004 16:22)
Tsy mazava izany filazana izany: fa ity aloha ilay tanĂ na eh http://www.ville-gruissan.fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1686