lavaka be ny kaontin'ny FJKM

1. ikotobalita ( 13/05/2004 22:15)
Vao avy nijery ny vaovao tao à tribune aho ka io no hitako tao.
1 700 000 000 fmg no tsy hita tampoka. Ahoana izany ? toa tsy mino an'izany aho. Politique maloto indray io ! destabilisation du pouvoir.
novalian'i ramaso ny 07/09/2004 02:29
2. delong003 ( 14/05/2004 05:36)
Mazava be zany e ! sa lasan'ny angatra ?
3. kitjo ( 14/05/2004 07:23)
zaaaaay indray
4. mumu ( 14/05/2004 07:59)
ka atao akory aza!
5. samoina ( 14/05/2004 08:08)
ahôna koa aza 'zany fiangonana tafiditry ny mpangaro-paosy izany ?
Hamporisihina indray izany isika hanao rakitra bebe, tsy maintsy ilay taratasy fa tsy mampiasa ny vola maneno intsony mba hamenoina ny kaontin-drizalà ?
6. angie ( 14/05/2004 09:17)
Ka ny tsy mampino de hoe nanana an'io vola be io ve zareo de tsy mba nanaovana zavatra fa notehirina tao. Asa alou raha azo atao ny mapiasa ilay fiteninay hoe nofaizin'i Tompo.
7. ravatorano ( 14/05/2004 11:06)
olombelona mitafy nofo ary mikoriana rà ihany ry zareo mpitantana tao matoa nisy fahabangana tao.
Vola b tokoa izany nefa dia tsita popoka ary ny tena mampalahelo amin ity raharaha ity dia fiangonana masina , manaja ny didi folo nampianarin Ándriamanitra izao.
Manahirana ihnay ny fiainana ry zareo ah.
Najary nisy matoatoa indray ny fiangonana ,mila mpiandry izany hanala devoly tompoko
8. tsilan ( 14/05/2004 13:56)
Izay nge le hoe raha mino ianao aza mivazavaza hoe mino fa aoka ny ataonao sy ny asanao no manaporofo fa tena mpivavaka ianao. Nolazaiko tary aloha tary amin'ny fivavahana sy finoana.
9. samoina ( 14/05/2004 14:24)
ravatorano/ Tsy "mpiandry" hanala devoly no hilaina fa efa be loatra ireo @ izao fotoana izao fa mpiandry hiambina ny kitapom-bola sisa tavela e !!!
Aza dia mety domina tapany de manome erany intsony fa tsitsio ny rakitra hividianana mofogasin'Analamahitsy ô !
10. kitjo ( 14/05/2004 16:37)
hahahahahhah
refa samy ho lasan mpangalatra iany ve tsy ho an tena ve????
miankina @ tsiray2 io fa ze mampadio ny sainao,

fa ra efa fantatra fa izay aloha aleo aza omena mpangataka eo ambavahady farafaharatsiny mba fantatrao ze tena niafaran le vola e


ra ts znay hevitra mety sady mahomby le mofogasy
11. angie ( 15/05/2004 09:27)
na izany aza tena mahagaga mihintsy satria tokony efa mba nisy nahita ange raha vao nisy banga kely e, satria tsy hoe nisy naka indray mandeha io fa tsy maintsy hoe nalainy tsikelikely tao.
mampalahelo hoatrany hoe aleo ny rakitra omena mpangataka.
12. kitjo ( 16/05/2004 09:36)
k zay nge oa e
aleo tonga d omena mpangataka ra zany tonga d hitanao mitsy ny mofo miditra any ambavany ....

TSy ny FJKM iany fa na aty aza t@ fiangonana katolika vao korontana be roa volana lasa izay

S$150 000 000 no ts hita

Toa nesorina tsy ho pretra tsn le mopera nanodina satria nalefan lery any @ compte-n ypersonnel le izy d nanafarany ny zanakanabaviny nanao vacance taty sns...

Hita dol aloha ny nalehan le vola sy ny tena nanodina azy e

13. angie ( 21/05/2004 08:06)
Tena mampalahelo, raha mba any Usa ndry nge no misy an'izany mba tsy de quoi halany firy eo, ary sur fa tsy lay mopera zay ireny no naka tao. dia ohatran'izay kou ny any @ntsika groupe maro eo io.

Aleo ry reto manao asa soa fa tsy milay a.
14. kitjo ( 21/05/2004 09:06)
Manin ra jerena oe ia aby d entina eny @ 13 mai?hiihihii
mananihany aho an

Mba sahy ihany le olona fa ny sakafo aza efa manahirana v rangah mba rakitra kely ataonao iny mbola hitan sasany angalarina ndray
15. yonikafopl ( 21/05/2004 19:18)
Matetika anie ny fiangonana no ataon'ny jiolahy fierena e! ny fivavahana no hanafenany ny ratsy ataony, mampalahelo fa ry zareo no manao ny ataony dia ny anaran'I Kristy izay entiny no voatsiratsira.
16. fijo ( 28/05/2004 05:00)
aleo samy haka dia vita miara miangona dia miarahomana koa.
17. ikaretsaka ( 28/05/2004 21:50)
hevitra koa izay le...
18. fijo ( 01/06/2004 22:37)
ny deba foana kosa ve no ahazo nefa ny olona no manao rakitra le
19. taarhy ( 05/07/2004 12:40)
Salut dolidoly antsika iaby iaby, zô ry zareo a!. raha io resaka fangalaram-bola io dia efa ela no nisy teo anivon'ny fiangonana. Indrindra ny fiangonan-dehibe, ary marina ny hoe ataon-dry zareo zohy fieren'ny jiolahy sy hanafenany ny ratsy ataony ny fiangonana dia sasany @ KLIN maro dia maro eo ny atidohan'ny olona hanao rakitra tsy mikoritsana ary handrotsaka ny 1/10 nefa ry zareo no lasa mpanankarena sy miosanosana. F'izao fotsiny rehefa hanao adidy any am-piangonana ianao dia ataovy @ ny fo dia azy ny azy fa izy no hizaka ny vokany eo, nefa rehefa tsy foy dia aza manao fa tsy misy varany e!
Mazotoa do lidoly e!

BYE!
20. tsimibolisatra ( 05/09/2004 15:02)
Mahafinaritra ny reaction ataonareo. Izay no ilaina eo amin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9038