Dago: ovaina regions fa tsy province intsony

1. kitjo ( 13/05/2004 02:12)
Tapaka t@ session pleniere omaly zany fa ny isany sisa no toa ts ifanarahana

AOna n yhevitrareo??
Ho an'izay liana d inty jereo
Gazety Express
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21218&r=6&d=2004-05-13
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:07
2. kitjo ( 13/05/2004 02:25)
samihafa ny lazian gazety fa toa naman efa tapaka iany aloha zany ny hevitra e
ty ambany ty ndray ny
- La Gazette de la Grande Ile
http://www.lagazette-dgi.com/simu/dev.php?id=17637

-Madagascar Tribune
http://www.madagascar-tribune.com/

-Midi Madagasikara
http://www.midi-madagasikara.mg/

ZAy ihany n ygazety fa ny ao @ MBS mbola tsy updated,
3. nananie ( 13/05/2004 11:48)
Amiko aki tsy hitako 'zay enjeu ao a!
4. ravatorano ( 14/05/2004 11:01)
ny enjeu amin io dia tsy ho ela dia ho foana ny faritany fa dia ho lasa region indray izany.
Ho an ny mpanao politika dia mety io satria hitonbo indray ny seza ary manana herijika ho lany amizay ry dinozoro taloha ireny.
Aza hadino fa ny MFM no nitaky an io decoupage regional io ary dia lany izy iny ary lasa 22 Régions izany eto Madagasikara.
Rehefa mivoaka izany ny decret d 'application n'io lalana io dia foana tanteraka ny faritany enina fa dia io region izay sarotra adika amin ny teny malagasy io indray no halaza atsy ho atsy.
Izao koa ny diosezy amin ny fiangonana katolika dia mitovy amin io fanamboarana ny region io satria dia mizara 20 izany ary 22 ny an ny fanjakana vao nofinidy teo ity.
Ny tombotsoa amin io dia mety hho vita eo akaiky eo ihany ny taratasy fa tsy ho any Fianarantsoa lava ry zareo Manakara,Fandriana,sna fa ohatra fotsiny io.
Ny olana amin io amiko dia hitombo koa izany ny olona ilaina miasa amin io ary dia fandaniana hafa koa izay,mitobo avo firy heny ary ny fandaniana amin io ?????
Dia ho hita eo indray ity é
5. tsilan ( 14/05/2004 14:08)
Misy lafiny roa angamba no jerena
Ny manahirana aloha dia
- hitombo avo 3 heny izany ny fandaniana amin'ny fitantanana
- moa ve ireo faritra ireo afaka hamelona ny karaman'ireo mpitondra isam-paritra
- Ahoana no handrindrana amin'izay ny foto-drafitr'asa amin'ireny farita ireny.
Ny mahasoa indray dia
- Tsy lavitra intsony ny fiadidiana ny tanana
- Tsy voatery hiakatra andeha lavitra intsony raha hanao taratasy
- Moramora amin'izay ny fandraharahana
6. kitjo ( 14/05/2004 16:45)
Iza no tsara ary?
le faritany mizaka tena sa le regions???

oh aleoko aloha le faritany mizaka tena e, saingy tsy haintsika mitsy ny mi-appliquer azy d tsy maintsy hiditra @ io regions io zany

Ny olana amin'io amiko d hisy ireo faritra tsy d manana hoenti miarina lotra, mety hisy tena hitsipozipozy be, nddra ireo any @ dezaka

raha ohatra fts zao SAVA, tsy d olana ho an zareo io angamba ra hainy mitantana azy, fa ho hita eo ny fahaizan mpitondra
Efa mba misy fanomanana tsara ve nefa ny @olona hitondra sa ilasatka dol ze te hilastaak fa ny fitomboan seza no ilaina?

Ra ho an Antananarivo manokana aloha secteur tertiare no betsaka, Ivon'Imerina io, sao d sanatria hampitombo ny resaka kolikoly?
Ho an Vakinankaratra, tsy maintsy hampitombo ny ovy hotsofina ndray zany kooo,

Fa ra haintsika aloha ny mitantana azy tsy d olana fa ny fahaizana mizara azy no tokony imasoana

Fa hono 'oa, maika be ve znay e, tsy aleo ve aloha mitady vahaolana mba moramora ,haingana nefa maharitra hialana @ zao crise zao aloha d rfveo zany afaka atao milamina fa iankinan politika ankapobeny manko io tsy tokony hokoropahina fa "dingana lehibe"

ra amzao fahasahiranana zao no mbol andany vola ametraka anznay marina tsy d ......
Tsy maintsy hanangana trano fa hitombo ny isan birao, na hanavao farafaharatsiny

tsy maintsy asina seza,fanaka sns....hangataka tobil aby koa ze tonga eo, hitombo ny mpiasa iskay ny faritra, lasa hierarchique be ny fitondrana

asa aloha fa d vola be no ho lany amin'io fa ra za manokana tsy d hitako ze mahamaika be azy,
Ilaina le izy ra tsy maintsy atao fa misy zvt prioritaire kosa angamba tokony atrehina aloha
7. fijo ( 28/05/2004 05:07)
raha momba ny fitantanana dia tsara io satria manamora ny fifandraisana sy ny fitantanana.efa nisy nanome ohatra teo.ny blema kely dia ara bola.aharaka ve ny tsirayray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9056