Sakafo fitsaboana

1. kitjo ( 11/05/2004 11:14)
ny ravina garanadrelina koa mampidina tension ampangotrahina raviny 7 ngamba izy zay @ rano 1l, anontanio olona aloha ra misy fa tsy tadidiko ny fatrany

d ny saonjo koa no raim kely mampa-stable tension na ambony na ambany

novalian'i booboo ny 24/02/2005 16:02
2. kitjo ( 11/05/2004 11:15)
Glycemie: ra ampidina glycemie (diabete) ndray d ravina sosety 7 ampangotrahina @ rano 1l d avela very sasaka
Fa izay 1/2 l zay ihany 1andro an,zarazaraina, d tsy atao matetika fa le miakatra b iny iany fa eo no ho eo manko d midina fa raha mihoatra an io manjary lasa manao Hypoglycemie ndray

Raha tratran hypog;ycemie d manjary manao coma fa reraka d asina bonbon haingana ao ambavan le olona d entina @hop.
3. booboo ( 11/05/2004 11:22)
raha mikohaka indray dé ravina pibasy vitsivitsy, ireny mbola maitso tsara ireny. Atao anaty rano mangotraka eo @ 3 min eo ihany dé ampisotroina ilay marary. Jus de navets koa mahafaka kohaka tsara.
4. kitjo ( 11/05/2004 11:55)
Ie, navet tena raim kely, asina siramamy kely ra tsy tiana

Kibo,mivalana zany: -vinaigre 1/4kopy d asina siramamy tokony 4 na 5 sotro,
- rano maty2 1 litre d asina sira 1 sotrokely sy siramamy 8 sotrokely, io le ataon Ntaolo oe "iray sy valo", oh ODIVA le omena zazakely marary kibo reny
5. kally ( 11/05/2004 16:30)
Karaoty râper-na madinika kely dia siana tantely iray sotro dia omena ny ankizy kely isa-maraina,mahatsara maso sady mahasalama.
6. arena ( 11/05/2004 18:03)
mehereza mihinana sakafo naturel r ' eto a ! fa mahasalama sady maha bogosy a !
7. oully ( 11/05/2004 18:04)
Raha voan'ny sery be indray dia ny ranona voasary makirana iny no potserina eo ambonin'ny orona ka avela hiraraka tsara any anatiny any. Eo no ho eo mihitsy hono.
8. kitjo ( 11/05/2004 18:19)
mangirifiry io Oully an
A lo tsary mahazaka an io fa aleoko ranotsira d tonga d mandro rano mangitsy aveo fa to d misava
9. ikaretsaka ( 12/05/2004 05:18)
mangirifiry be io leeeeee
10. booboo ( 12/05/2004 10:52)
raha sendra tafahinana raha misy poizina dé omena atody manta ilay olona dé tsy maintsy atao izay hampi-degôba azy mandra-paha tonga n'ny pin-pon na ny dokotera.
11. kitjo ( 13/05/2004 02:49)
yeee,atody manta

d le olona mamo be reny koa omena kafe mangidy be tsisy siramamy tonga d misava,hihiihhi
12. samoina ( 13/05/2004 07:16)
Ary misy afaka manazava ve ny vahona lazaina fa manasitrana cancer ? Cancer-na inona ?
13. oully ( 13/05/2004 15:13)
ikaretsaka, kitjo> mangirifiry tokoa fa hihafiana eh!

samoina> mahasitrana cancer rehetra mahakasika ny taova hono, ampiarahiana amin'ny tantely. Hohanina in-3 isan'andro mandritra ny folo andro.
14. kitjo ( 13/05/2004 19:10)
samoina> bdb ny aretina taizana @ vahona, tsy tena oe manasitrana tanteraka akory fa manampy ny fanafody vazaha ary mahasitrana tokoa ra mbola maivamaivana le aretina

cancer rht rht mitsy, vavony, aty ......
Ny Homeopharma manao 40000fmg ny tavoahangy fa ny azy asiany citron satria misy olona tsy mahazaka le mangidy fa ts aiko aloha ra efa manao ahaf zareo e

fa ny formule ra enao no manao azy d:
vahona lahy (le fohy); alaina nyu ranony 1/4l
whisky: 1 sotro
tantely: 4sotro

kajiana tsy hisy vy mikasika
fa mangidy an,
15. samoina ( 13/05/2004 20:27)
Raha mangidy ihany, tsy mety ve raha:

vahona=1sotro
tantely=4sotro
whisky=4l

De in-3 isan'andro ihany tsy maninona. hihihi !
16. kitjo ( 14/05/2004 07:19)
ihhiihihih
aretina ahaf no azo fa tsy sitrana
17. jhouhlambout ( 14/05/2004 09:24)
vahona=1/44sotro
tantely=1/4sotro
whisky=14l
18. tenio ( 14/05/2004 09:58)
vahona=1sotro
tantely=4sotro
whisky=44l
19. kitjo ( 14/05/2004 16:29)
aaaahaahaha
miady varotra aby
20. booboo ( 15/05/2004 11:57)
efa hain'ny be sy ny bobaka : misotro rona sakamalaho na tonga dé hanina @ zao rehefa voan'ny sery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3774