régime efficace?

1. nrina ( 11/05/2004 07:05)
aona ry reto ny régime efficace mety ampahiha??inona ny recette?
novalian'i annie ny 21/04/2005 07:22
2. mumu ( 11/05/2004 09:13)
tsy misy afatsy ny manao sport hono e!
3. oully ( 11/05/2004 09:25)
Zà kou vao saika hanokatra lohahevitra momban'ny régime fa zany hoe lé mampatavy. Sérieux io an!
4. kitjo ( 11/05/2004 10:59)
mampatavy??? mihinankanina tsara ve nefa i Oully?

Raha mahavita, tena seriux ty an:

*******legume andrahoina amzao fts (surtt le be fibre reny ra misy); laisoa,salade,karoty,korzety,celeri, poivron
-refa masaka d totoina @ mixer fa ratsy be ra hohanina amzao, tsy asina sira fa cube oh jumbo reny no atao aminy

******** crudite d hena atono (tsy matavy an na trondro

Ireo ampifandimbiasina @ atoandro

*******voankazo na yaourt nature na dite/kafe tsisy siramamy ampifandimbiasina @ maraina

*******Hariva: salade maivana na crudite sy oeuf dur.
Na vary kely d asina laoka

Fadina: -biski,sokola, tavikena,sira,glace,farine, vary koa tsy tokony fa tsika gasy mihinana fa aza atao betsaka,.....
-mihinan-kanina antenatenampotoana, le mikitsakotsako gouter znay e

Ataovy regulier tsara in3 isan andro misakafo, tsy atao kely lotra sao marary vavony nefa tsy manao voky be

Fa ny important nddra d sport, raha any Dago k mahavita manaraka le Aerobic @ Ma TV @ maraina iny na le Tae Gym,tsy haiko ra mbola mande alou reny e fa aty tsisy Matv,hihihi

Ra tsy mahavita mihazakazaka d aleo manao marche fa vao mainka mivoraka ra tsy mahatohy,
Milomano no mora nddra d miakatra tohatra,

Refa mihazakazaka "hono" ho an ze maahvita d fonosina sachet "oe" ny fe sy valahana, tsary aiko oe manin, fa oe amzay tsemboka tsara ngamba






5. kitjo ( 11/05/2004 11:04)
Misy le slimming tea reny "Bioslim" no misy ao Dago sady tsy misy produit chimik,

na koa eo Soarano eo misy mpivarotra zay, fa zavamaniry ao Dago ilay izy, d misy creme miaraka aminy hanorana

sotroina isan-kariva sady manao le regime ambony reo no manao gym, na milomano,....sport e

Fa manadio ny kibo hono reo d mampande any @ WC foana,hihihi,
sady maahkely aina be ra tsy mahazaka
6. yonikafopl ( 11/05/2004 18:14)
ilay mampahia aloha anjaso fa misy namako izay mahay omeko @ manaraka, fa itovizanay sy oully ilay mba mampatavy , tsy hoe matavy be fa mba mahazo nofo kely fa dia kely loatsa ny tenanay, efa mba mihinana ihany fa eh eh eh!
7. kitjo ( 11/05/2004 18:21)
tena tsy afaka alefa @hafatra na forum fa ra tsy zany nomeko kely
Kely bilitika fts fa tsy mila mihena be,hihihhi

Fa namako no nanao ireo zvt rht reo fa 20jours teo izy ngamba nihena 5kg
8. routa ( 16/03/2005 09:15)
reto avy no tsy hohanina andramo ndray aloha reto sao mety :chocolat, boisson,pate,gateau,zavatra sucré be loatra.
reto avy ndray no ataovy : misotro rano tsara manao petit dejeuné maraina atoandro mihinana fa aza manampy vary zay itanao mahavoky atao eo ambilia ny hariva aza manao voky loatra .
ny gouté tsy azo atao mihitsy mafy2 hiany @ voalohany fa rehefa avy eo zatra de tsy manahy ny fruit tsy manahy azo hoanina ny yaourt ray hiany ny salade ny crudité azo atao betsaka eo ampihinanana vary @ zay vary kely aza atao be menaka loatra andramo reo fa mety tamiko ary nataoko t@ zanako de mety pas de tricherie
9. booboo ( 16/03/2005 09:57)
Ny anà indray tsy dia nasaina nifady beeee loatra :


-petit déj : ranom-boasary + ronono asiana siramamy + céréales + voankazo 1
-collation : voankazo à volonté + yaourt 1
-déj : crudité + hena grillé/ jambon décounné/trondro + voankazo à volonté.
-collation : voankazo à volonté + yaourt 1
-dîner : crudité + hena grillé+ voankazo à volonté

Voky tsara mitsy nefa équilibré ouz lé doko. Ny rano tsy adino sy ny gym (natation ny anà no ataoko). Ny hena avec moutarde a :°)
10. booboo ( 16/03/2005 09:59)
mandritra ny 1 volana ihany io fa tsy azo atao mihoatra fa hadinoko. Tsy manara-po beeeee lôtra koa nefa avy eo no tsy mi-se-priver loatra koa hoe matahotra ny hahazo poids ndray. @ antonontony ihany eeeeeeeeeee.
11. annie ( 21/04/2005 07:22)
efa nanao an'io soupe choux io aho fa mandreraka be mihintsy!sady mikiky vavony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.143