ZAIMAIKA

1. delvechio ( 11/05/2004 04:09)
iza no sahy?
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 17:50
2. xxx ( 11/05/2004 07:06)
@ inn?
3. mumu ( 11/05/2004 09:14)
maika ny an'inn???
4. oully ( 11/05/2004 09:26)
Zà alou tsy sahy eh! na raha madio dé mety ho sahy ihany.
5. kitjo ( 11/05/2004 12:02)
Maika hanin aloha sao resak hafa ny an Del
6. kitjo ( 11/05/2004 17:50)
ary ny vilia?
le akobana anaty rano be menaka atsofoka kely iny?
mety vao mainka mampatsiro azy ngamba iny ramaso e,iihhihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.193