resto gasy

1. tsikitsiky ( 07/05/2004 14:19)
manao ahoana dahol
tsy mahafantatra resto gasy eto paris zà ka iza re no mba mahafantatra e?
d misaotra mialoha
novalian'i rurik ny 11/03/2005 14:26
2. sipagasy ( 07/05/2004 15:22)
As de madagascar ery Cachan @ place oval éééééééé

Dia mazotoa homana,

Misy koa ery @ merto Vavin fa tsy tsaroako ny narany na any @ 95 koa kann misy maromaro ihany any f jereo tsara é!
3. tsikitsiky ( 07/05/2004 15:26)
misaotra betsaka sipagasy a!
d hojerena dahol ireo piste ireo zany!
4. betty ( 10/05/2004 12:02)
Le lémurien
5, rue Sadi Carnot
92120 Montrouge

MENABE
33, rue Damesme
75013 Paris

Mandarin Vaugirard
360, rue Vaugirard
75015 Paris

ireo alou no haiko :)
5. mumu ( 11/05/2004 09:14)
ramaso: aiza oatra??
6. tequila ( 11/05/2004 19:47)
aty gasikara soa feno e hi hi
7. rurik ( 11/03/2005 14:26)
saika mba hitady resto Gasy eto Belgique aho sao mba misy mahafantatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8855