depression tropicdale

1. ravatorano ( 07/05/2004 11:17)
Misy depression tropicale niforona omaly tamin ny folo maraina leran i Madagasikara any amin ny 3200km avaratra antsinana an ' Antsiranana no misy anazy.
Mbola tsy nahazo anarana izy io ary koa mbola tsisy fiantraikany amin ny toetr'andro aty madagasikara ny fisiany.
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 13:22
2. booboo ( 07/05/2004 12:09)
tsy dépression tropicale indray no ho teneniko fa ilay comète handalo any @ 18 mai. Tsy tadidiko ny anarany.
3. hendry ( 07/05/2004 16:27)
ireny comète reny HONO toa porte bonheur hoy ny mpino an´zany.
4. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:19)
fa tandremo kao fa misy manafangaro ny comete sy ny etoile filante an
5. kitjo ( 08/05/2004 02:53)
tena aleo aloha sintonin Izy ao ambony ao hivily zany depression znay fa ngamba tsika milentika anaty ranomasina (sens figure) ra sanatria ka mbola misy anzany ndray
6. joda ( 08/05/2004 08:31)
ouffff..
7. booboo ( 08/05/2004 10:36)
hendry : ny étoile filante no misy miteny oe porte bonheur.
8. kitjo ( 11/05/2004 13:22)
nanaona hono?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1993